Other News

Baolina kitra : marisarisa ny fifandraisan’ ny FMF sy ny ligin’Analamanga

Toa mifandraika amin’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao, ny fifandraisana eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Efa miseho tsikelikely fa misy ady manara eo amin’ny roa tonta. Tsy miady tsy miady fa ny kibay an-kelika ihany. Izay no azo ilazana ny fiarahamonina eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny […]

Profesora Ange Andrianarisoa: « Fanarahan-dalàna no antoky ny rehetra »

“Aoka samy hanaraka sy hanaja ny lalàna ka raha misy ny olona tsy manara-dalàna sy ny lalàna voadika dia aoka hihatra ny lalàna mifanaraka amin’izay”, hoy ny Profesora Ange Andrianarisoa. Mande­ha ny resaka manoloana ny filazana ny fisian’ny tsy fanarahan-dalàna maro samihafa, nandritra ny zotram-pifidianana solombavambahoaka. Ara­ka ny nambaran’ity Profesora […]

Atrikasan’ny minisiteran’ny Fitsarana: hahena ny fotoana ihazonana am-ponja ny zaza

Manatanteraka atrikasa ho fanatsarana ny fomba fiasa anatina fifanakalozan-kevitra ireo mpitsara misahana ny fitsarana ny ankizy tsy ampy taona. Nivoitra tamin’izany ny hampitoviana ny fampiharana ny lalàna mihatra amin’ireo zaza tsy ampy taona. Na ireo nanao heloka na niharam-boina izany. Hiara-mijery koa ny fampiharana ireo fifanarahana iraisam-pirenena nankatoavin’i Madagasikara sady […]

Fianianan’ny filohan’i Afrika Atsimo : nisolo tena ny filoha Rajoelina ny Praiminisitra Ntsay

Notanterahina, omaly, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny filohan’i Afrika Atsimo, Cyril Ramaphosa. Nisolo tena ny filoha Rajoelina Andry any an-toerana ny Praiminisitra Ntsay Christian. Nigadona tao Pretoria, omaly tolakandro ny lehiben’ny Go­vernemanta, i Ntsay Chris­tian. Nanatrika ny lanonana, nametrahana amin’ny fomba ofisialy ny filoha, i Cyril Ramaphosa. Voafidin’ ireo […]