Other News

Fanambaram-pananana : “Fisorohana kolikoly”, hoy ny Bianco

“Fepetra iray hisorohana ny kolikoly ny fanaovana fanambaram-pananana. Tsy tonga dia ampiasaina amin’ny fanaovana fanadihadiana ny fanambaram-pananana”, hoy ny tale jeneralin’ny Bianco, Andrianirina Laza Eric Donat, teny Ambohibao, omaly, taorian’ny nandraisany ny fanambaram-pananana avy amin’ireo tomponandraikitra ambony eny anivon’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany. Fomba iray hampangaraharana ny fiharian-karena ho an’ny […]

Vondrona Firaisankina : “Mba hitsara amim-pahamarinana ny HCC”

“Mba hitsara amim-pahamarinana ny HCC”. Io no anisan’ny nambaran’ireo kandidà depiote natolotry ny vondrona Firaisankina, teny Andrai­narivo, omaly, amin’izao fiandrasana ny valim-pifidianana ofisialy havoakan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàm­panorenana (HCC) ny amin’ny raharaham-pifidianana depiote natao tamin’ny 29 mey izao. Mahatratra anarivony ny fitoriana tonga eny Ambohidahy momba ny raharaham-pifidianana. Nitondra […]

Loholona Tsiebo Mahaleo: “Fandikan-dalàna ny fandrahonana ny HCC”

Hanao ahoana ny valim-pifidianana depiote? Samy manana fijeriny ny tsirairay, arakaraka ny toerana misy. Manana ny fijeriny ny loholon’i Madagasikara, i Tsiebo Mahaleo Richard Victor. Fanehoan-kevitra… “Tsy ekena ny finiavana hanao sinto-mahery na bodongerona fotsiny izao… Ry zareo mpanohitra milaza azy ho manara-dalàna indray amin’izao no mandika lalàna. Fandikan-dalàna ny […]

« Diary Nofy »: nivoaka ny boky faharoa, amin’ny endriny fihaino

Mitondra ny ankizy any anaty nofinofy… Nahitana fanatsarana raha oharina amin’ilay andiany voalohany ilay boky « Diary Nofy », nampahafantarina omaly koa ny endriny fihaino. Boky fa fihaino. Efa fanao izany, ary tsy natao ho an’ireo manana fahasembanana amin’ny maso ihany, fa ho fampitiavana bebe kokoa ny boky ihany koa. Efa mivoaka […]