Other News

Crimad : mirakitra tantara velona ny sary an-gazety

Tontosaina etsy Andavamamba, ao amin’ny Alliance française Antananarivo ny fampirantiana sary an-gazety. Hetsika maneho ny lanjan’io karazan-tsary iray io eo amin’ny fiarahamonina. Manatanteraka fampirantiana ao amin’ny Alliance française An­tananarivo (AFT) Andava­mamba ny Fikambanan’ny mpaka sary an-gazety eto Madagasikara (Crimad). Ranty mampiseho ny lanjan’ny sary an-gazety eo amin’ny fiarahamonina. « Amin’ny ankapobeny, […]

Dihy vakodrazana : anehoana ny fomba amam-panao, taovolo, fitafin’ny isam-paritra

Kolontsaina sy soatoavina iray be mpankafy sy be mpitia eto amin’ny firenena sy maneran-tany ny tontolon’ny dihy. Tano­ra sy ny ankizy no tena liana sy mandranto fahalalana mahakasika izany, amin’ny ankapobeny. Lasa mirona any amin’ny kolontsaina vahiny ny ankamaroan’ny tanora malagasy amin’izao fotoana, indrindra eo amin’ny tontolon’ ny dihy. Zary […]

FANTINA sy FINTINA

Maromaro ireo mpanao gazety nahazo valisoa tamin’ny fifaninanana nokarakarain’ny Transpa­rency international-IM sy ny ONG Malina. Eo ny horonantsary nitrandrahana « Ny fanondranana hamorain’ny kolikoly: loza mitatao ho an’ny sokatra ». Novo­karin’i Nadia Raonimanalina sy i Germain Andria­na­litiana ary i José Sitrakiniaina izany. “Manana adidy hiray hina hahatafavoaka ny firenena isika”, hoy […]

Sendika nasionalin’ny fitsinjaram-pahefana : vonona hanamafy traikefa ireo mpiasa

Nihaona tamin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, ny herinandro teo ny eo anivon’ny Sendika nasionalin’ny fitsinjaram-pahefana (Snadec). Notsiahivin’izy ireo tamin’izany fa niforona tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny herintaona, ny sendika. Na­neho fahavononana ny hiara-kiasa amin’ny minisitra izy ireo ary hanamafy hatrany ny traikefany, […]

Dona tapany tsy mahavaha olana

  Aiza ho aiza ny fiainam-bahoaka amin’izao? Na ny sosialy, na ny maha olona… Ao anatin’izao fotoam-pifidianana izao. Mialoha na mandritra ny fampielezan-kevitra, misy ny manararaotra ny fahantram-bahoaka. “Lasa mpanao asa soa avokoa ny mpanao politika”, hoy ny kandidà iray izay. Manolotra fanomezana izany, mizara fanampiana. Tsy inona fa dona […]