Other News

Andron’ny fanasan-tanana : nentanin’ny Sipromad ny mpianatra

Nankalazaina ny 5 mey teo ny Andro maneran-tany ho an’ny fanasan-tanana. Nan­dray anjara tamin’izany ny vondrona orinasa Sipromad, ka nentanina ny mpianatra, miisa 500, ao amin’ny EPP Ankorondrano. Tanjona ny hahalalan’ny ankizy fa zava-dehibe ny fanasan-tanana, mba hitandroana ny fahadiovana sy tsy hiparitahan’ny valanaretina. Nanolotra savony marobe, an-jatony, tanaty baoritra […]

TARATRY ny KANTO

Nampivondronana ireo mpandihy rehetra ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy, tetsy Anosy, ny faran’ny herinandro teo. Nanodidina ny 250 isa ny mpandihy nanafana izany. Nahazo vahana kokoa ny dihy malagasy, hampiroboroboina ny kolontsaina sy ny soatoavina. Nosokafana tamin’ny seho nanomezana vahany ny dihy malagasy tao amin’ny kianjan’ny […]

Urban Vibes, andiany faharoa : nampiala voly ny tanora teto an-dRenivohitra

Voasarika sy liana tamin’ ny seho Urban vibes, andiany faharoa, tetsy amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena, omaly, ny ankamaroan’ny tanora teto an-drenivohitra. “Tratra ny tanjona, tonga maro ny tanora nanatrika sy namaly ny antso”, hoy Rasamison Henintsoa, mpikarakara sady mpamorona ny Urban Vibes. Tanjona ny hanomezana fahafaham-po sy hankafizan’ny maro ny […]

« Diavolana » : niombon’ezaka ny Choeur Miangaly

Antoko mpihira tsy miankina amin’ny finoana na fivavahana mandia ny faha-10 taonany. Nanatanteraka fampisehoana an-tsehatra « Diavolana », tao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny faran’ny herinandro teo, ny Choeur Miangaly. Tsikaritra, nandritra ity seho ity, fa namondrona ny ezaka nataony ny tsirairay ka nahatontosana izany. Samy naneho ny fahaizany […]