Les deux Chambres parlementaires entrent en session ordinaire à partir de demain. Une session qui pourrait être la dernière pour certains députés candidats aux législatives du 29 mai, dans le cas où ils ne seraient plus élus. La plupart des députés actuels se sont en effet portés candidats aux élections […]
Other News
Mpankafy Fiara Kely
Les voitures miniatures sont plus que de simples jouets pour Daniel Rakoto, c’est toute une passion depuis maintenant 13 ans.
Grand salon économique de Madagascar : mampivondrona mpandraharaha samihafa
Nanomboka ny alakamisy ka haharitra telo andro ny hetsika «Grand salon économique de Madagascar», andiany voalohany, karakarain’ ny Union Madagascar izay atao eny amin’ny araben’ny fahaleovantena Toamasina. Tafiditra ao anatin’ny fampiroboroboana ny toekarena ao an-toerana izany noho izy mampivondrona ireo mpandraharaha rehetra amin’ny toerana iray. Anisan’izany ny fadin-tseranana malagasy izay […]
VAOVAO TAMBATRA
Voatendry ho tale jeneralin’ny orinasa Jirama ilay injerniera israelinina Ron Weiss. Hametraka paikady ho fanarenana ny orinasa ny tenany izay hiompana tanteraka amin’ny fampiasana ny angovo azo havaozina toy ny tetikasa Volobe sy Sahofika ary ny fametrahana ny toby mpamokatra herinaratra mandeha amin’ny masoandro. Hanohana ara-bola ny fandaharanasa (PAGFCE) ho […]
vehivavy mpandraharaha : mila tohana ara-tsaina
Sehatra iray anisan’ny mahasarika ny vehivavy malagasy ny tontolon’ny fandraharahana. Ankoatra ny olana eo amin’ny famatsiam-bola entina hanodinana ny orinasany, sedra iray iainanan’ny vehivavy mandraharaha ny fanambaniana ny fahaizany. Tafiditra ao anatin’izany ny tsy fahampiana tohana ara-tsaina avy amin’ ireo akaiky azy, ny ankohonany, indrindra ny vadiny. «Tsy mbola tafiditra […]






