Other News

Ankizy 16 taona voaolana : voasambotra ilay mpampiasa

Nosamborin’ny zandary ny lehilahy iray nanolana ny mpanampiny izay vao 16 taona, teny Ambohimangakely, ny sabotsy 13 avrily teo. Nahazo taratasy fitoriana avy tamin’ny fianakavian’io ankizivavy lasibatra io ny mpitandro filaminana. Voalaza tao anatin’io fitoriana io fa niharan’ny fanolanana nandritra ny herintaona sy tapany ny ankizivavy iray vao 16 taona. […]

Voalaza ho nananton-tena: fatim-behivavy nahitana dian’antsy sy tsindrona

Nanambara ny mpitsabo fa maty namono tena ny vehivavy iray, hita faty nihantona teny Ambohibao. Nisy dian’antsy teo amin’ny tratrany, misy tsindrona seringue ny tanany.  Vehivavy 38 taona hita faty tao an-tranony, tao amin’ny fokontany Anta­la­mohitra, kaominina Antehi­roka, distrika Ambohidratrimo, afakomaly. Naharay antso ny zandarimaria ao an-toerana ny maraina tamin’ny […]