Other News

Madagascar Oil: voakorontan’ny resaka fitsarana ny tetikasa Tsimiroro

Nifindra aty Madagasikara rehefa avy any Bermudes, Maorisy. Voakitikitika ny seha- piharian’ny orinasa Madagascar Oil, satria tratry ny disadisa ara-pitsarana tsy manam-pahataperana ny orinasa reniny US Holding Ltd. Efa manana ny lanjany amin’ny famatsiana eto an-toerana, ny solika ma­vesatra vokarin’ny Mada­gas­car Oil SA (MOSA), efa ho he­rin­taona mahery izao. Mi­antraika […]

Fizahantany : miroborobo ny asa sy ny fihariana any Menabe

Nampihaona ireo mpisehatra amin’ny fizahantany “Tour opérateur” teny Ambohibao, tamin’ity herinandro ity, ny eo anivon’ny Groupe Kimony. Nivoitra tamin’izany ny fampahafantarana ireo toerana sy “site” ary tolotra marobe ho an’ny mpizahatany. Nambaran’ny mpandraharaha, i Abdulla D., fa efa nanomboka niainga sy miarina ny fizahantany any amin’ iny faritra iny amin’izao […]

Filoha Rajoelina Andry: nitokana fotodrafitrasa maro ao amin’ny faritra Anosy

Manao tohivakana ny fitokanana fotodrafitrasam-pampandrosoana ataon’ny filoham-pirenena ao amin’ny faritra Anosy. Natsangana ao an-toerana ny « Hôtel des finances » fahadimy eto Madagasikara. Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny fananganana ireo fotodrafitrasa hanatsarana ny fiainan’ny mponina. Notokanan’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, omaly, ny « Hôtel des finances » izay miorina ao amin’ny fokontany […]

TARATRY ny KANTO

Farakely, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Elaela indray tsy nihaona tamin’ireo mpankafy azy ity mpanakanto ity. Avy hatrany dia fampisehoana feno no hatolony rahampitso alahady, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fotoana hitondrany an-tsehatra ireo hira vaovao, toy ny “Mody namana” sy hamerenana ihany koa ireo nankafizin’ny rehetra. Mitohy ny fankalazana ny […]

« World Cola Urban Vibes »: tarika sivy, DJ efatra no hampiaina ny seho

Fahombiazana ny andiany voalohany, tamin’ny 2 taona lasa. Feno fanantenana tanteraka ireo mpikarakara ny “World Cola Urban Vibes”, izay hotontosaina ny alahady 5 mey ho avy izao, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahama­sina. “Izay mpanakanto mpivoy ny mozika an-tanàn-dehibe malaza amin’izao ireo halahatra an-tsehatra amin’ity”, hoy ny nambaran’i […]