Tsy mety fay mihitsy! Vao afakomaly no nisy ilay lehilahy nisandoka ho kaomisera, nipoitra ihany koa ity lehilahy nisandoka ho manamboninahitra mitondra ny galona kaomandà miasa ao amin’ny Capsat ity. Efa indroa nigadra tao amin’ny fonjan’Antanimora izy noho io fisolokiany io. Ny 19 avrily 2024 lasa teo, nahazo angom-baovao ny […]
Other News
Nodomin’ny taxi-be : mpitondra moto voa teo amin’ny lohany
Karohin’ny zandary ny mpamily taxi-be mampitohy an’Ivato sy Vassacoss izay nandona olona teny amin’ny sampanan’Ambohimanga Rova, afakomaly hariva. Nifaoka mpitondra moto iray io fiara io, ny alahady 21 avrily teo, tamin’ny 7 ora hariva. Nirifatra nandositra nanohy ny diany tao anatin’ny haizina io fiara nahavanon-doza io. Tetsy ankilany, nidaraboka tamin’ny […]
Ambohidratrimo : Sinoa hita faty teo am-pandriana
Hita faty tao an’efitrano fatoriany, ao amin’ny orinasa iray eny Antanety, fokontany Amboasary, kaominina ambanivohitr’ Iarinarivo, distrikan’Ambohidratrimo, omaly, ny teratany sinoa iray 39 taona. Raha ny tatitra nampitain’ny kaomandin’ny tobim-paritry ny zandarimaria Ambohidratrimo, nahazo fampitam-baovao momba ny fisian’io teratany sinoa hita faty io ny zandary, omaly tamin’ny 7 ora sy […]
23 avrily 2024
IHF Trophy cadets et juniors garçons Zone 7: Madagascar pays hôte de la compétition
Une bonne nouvelle pour le handball malgache qui organisera une compétition d’envergure internationale cette année. L’organisation de l’International handball federation (IHF) Trophy cadets (U18) et juniors garçons (U20) de la zone 7 est confiée à Madagascar, du 21 au 28 mai. Les deux tickets pour l’IHF Afrique 2024 étant l’enjeu […]






