Other News

Taranja mekanika: nahatratra iray alina ireo nitsidika ny “Motor show 2024”

Nahavita dingana goavana ny Magic, mpikarakara ny “Motor show 2024”. Fampirantiana ireo fiara tranainy sy hiaka farany eto Madagasikara. An’aliny ireo mpitsidika tonga tetsy Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Fahombiazana ny andiany voalohany amin’ny “Motor show 2024”. He­tsika nampirantiana ireo fiara sy kodiaran-droa tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny sabotsy […]

TARATRY ny KANTO

Efa manana ny toerany ny gadona Reggea, raha ny eto Madagasikara, hoy ny tomponandraikitry ny “Fianara Reggea Festival”, hetsika natokana hanandratana ity gadona ity eto amintsika. Notanterahina tany Fianarantsoa, ny 29 hatramin’ny 30 marsa 2024, ity hetsika ity, raha tsiahivina. Maro ny mpankafy niatrika ary samy afapo ny rehetra. Hipoka […]

“Mifampitantana 2024” : samy afapo ny rehetra

Tontosa ny alahadin’ny Paka, teny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny « Mifam­pitantana 2024 ». Fampise­hoa­na niarahana tamin’i Poo­py sy Bodo. Seho feno ary matihanina tanteraka no hita teny an-toerana. Samy afapo ny rehetra, na ny mpikarakara na ny mpanakanto nandray anjara, na ny mpijery. Mbola tena maro mpankafy ary […]

Paka Antsirabe: mitoetra hatrany ny lazan’ny “Star Tour”

Tomefy olona hatrany! Tsy naharava ny fety ny orana latsaka fa nilanonana nandritra ny telo andro nisesy Antsirabe, nandray ny “Star Tour”. Efa tafapetraka ny anarana. Tsy afa-misaraka intsony amin’ny fetin’ny Paka, izay efa mahoraka hatramin’izay eto Antsirabe, ny “Star Tour”. Telo andro an-danonana, nanomboka ny sabotsy ka nifarana omaly […]

Rakotondrazafy Lalatiana : “Tsy misy fepetra ny fanalana depiote”

“Tsy misy fepetra manokana ny And. 72 amin’ny Lalàmpanorenana, natao ho an’ny mpikamban’ny birao maharitra na ho an’ny filohan’ny Antenimierampirenena”, hoy ny fanazavan’ny filoha nasionalin’ny antoko Freedom, Rakoton­drazafy Lalatiana, tamin’ny faramparan’ny herinandro teo, ny amin’ny fangatahan’ny vondrona IRD ny fanalana ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine, tsy ho depiote intsony. Rehefa […]