Tsy niakatra “podium”, ny solontena malagasy, Randafiarison Rosina, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja fibatana fonjamby, atao any Thaïlande. Laharana faha-16 izy rehefa nahavita nibata 172 kilao teo amin’ny “Total Olympique” (77kg arraché, 95kg épaulé jeté). Tontosa, ny talata 2 avrily lasa teo ny fiofanana “Young Coach”, tany Taolagnaro, […]
Other News
Rugby sokajy vehivavy : hanomboka ny fifaninanam-pirenena
Raha tsy misy ny fiovana, hanomboka ny alahady 7 avrily ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fifaninanam-pirenena ho an’ny rugby sokajy D1 vehivavy. Lalao ho an’olona 15 io ho tanterahina io. Araka izany, takin’ny Malagasy Rugby ny hanavaozan’ny mpilalao rehetra handray anjara amin’izany ny kara-pilalaovany. Tafiditra ao […]
Lomano-Mada 25m : fahombiazana tanteraka no azon-dRabejaona Holy Antsa
Malagasy mpilomano tsy zovina amin’ny maro, Rabejaona Holy Antsa. Nisongadina tanteraka izy, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano, 25 metatra, natao farany teo. Fahombiazana tanteraka no azon-dRabejaona Holy Antsa, nandritra ity fifaninanana natao teny amin’ny dobo filomanosana Antanimena ity, ny faran’ny herinandro. Fandresena 100 isan-jato no azony satria, […]
TARATRY ny KANTO
“Manosika ho tomponandraikitra hampandroso ny fiarahamonina misy azy, hatrany amin’ny firenena ny fahafantarana ny tantaram-pirenena”, hoy Randriamahefa Alex, Mpahay tantara, nandritra ny fampahafantarana ny boky “Ny Valamparian’i Bebe”. Manana anjara lehibe amin’izany ny boky hahafantaran’ny ankizy sy tanora ny tantarany. Manao tohivakana ireo mpanakanto manana ny maha izy azy, eo […]
TARIKA REKO: hampiara-peo amin’ny mpanakanto nasaina
Hanantanteraka seho goavana, andiany fahenina, etsy Antsahamanitra ny tarika Reko, ny alahady ho avy izao. Hanomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny fampisehoana. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny fahadimy taonan’ny tarika sy ny fitetezam-paritra 2024 izany. Ahitana fizarana roa lehibe ny seho atao mandritra io andro io. Hiavaka satria hisy ny […]






