Anisan’ireo firenena hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny taranja Rugby, ny Makis, sokajy zandriny U20. Ity fifanintsanana ity izay hotanterahina any Oganda, ny volana aogositra ho avy izao. Tsiahivina fa efa tany amin’ny taona 2023 ny andiany farany tamin’ity fifanintsanana ity, ary nandray anjara tao anatin’izany ny Makis […]
Other News
RCSA Anosibe : Miezaka ny hisondrotra hatrany
Anisan’ireo ekipa sambany vao hiatrika ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara XXL Top 12, izay hatao ny alahady ho avy izao, etsy Andohatapenaka, ny Rugby Club des Soldats Anosibe (RCSA). Ny klioban’ny CRAI Ambalavao Isotry no hifandona amin’izy ireo, amin’izany. Manana vina ny hisondrotra any amin’ny avo indrindra […]
Kitra ao Eoropa – Ligue des champions : Firenena efatra hiady izay ho tompondaka
Klioba avy amin’ny firenena efatra no hiatrika ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra “ligue des champions”. Paris ST Germain hikatroka amin’ny Bayern de Munich ary ny Arsenal hifandona amin’ny Atletico de Madrid. Tontosa ny alarobia lasa teo, ny lalao ampahefa-dalana roa miverina hiadiana ny ho tompondakan’i […]
TARATRY ny KANTO
Tsy mbola resy lahatra amin’ny fianarana zavakanto ny Malagasy. Matetika, mijanona hatreo amin’ny fananana talenta ny Malagasy. « Mahay » no iantsoany ny olona afaka mamorona, mitendry, mandihy, mihira, sns, ka mahadona ny fony. Rehefa mikarantsana ny feom-baliha mihira ny « Mandihiza Rahitsikitsika », midika izay fa « mahay » ilay mpitendry. Mahavariana ny vahiny amin’ny […]
Antoko mpihira : 30 taona ny “Voix de Sainte Therese” Ivato
Hosokafana ny alahady izao ao amin’ny Ekar Mb Terezin’i Jesoa Zazakely, Ivato ny faha-30 taonan’ny antoko mpihira «Voix de Sainte Therese – VST». Homarihina amin’ny alalan’ny eokaristia Masina izany sady itondrana am-bavaka ny fikambanana amin’izao. Hitohy amin’ny antsam-panahy iarahana amin’ny «Voix du Carmel» Itaosy izany ny tolakandro, ao amin’ny fiangonana […]






