Other News

« Tsapiky Festivaly » : Tarika maherin’ny 40, roa andro tsy ankiato

Misomebiseby i Toliara. Ela no niandrasana ny hetsika «Tsapiky Festivaly », anio sy rahampitso. Sambany ! Tsy mbola nisy hetsika lehibe toa ity teto Toliara, hoy ny namba­ran’ireo tomponandraikitra. Rariny raha goavana, satria natao hanolorana amin’ ny fomba ofisialy ny maha harembakoka tsy azo tsapain-tanana ho an’ny zanak’olombelona eo anivon’ny Unesco, ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Ho tapaka ny Lalam-pirenena RN2, PK61 –PK 63 anio 17 avrily, manomboka amin’ny 1 ora tolakandro hatramin’ny 2 ora tolakandro. Antony, hisy ny fanapoahana vato, ilaina amin’ny asa fanarenana ny lalana. Tsy misy ny lalam-piviliana azo ifamoivoizana mandritra io fotoana io. Misy ny fandaminana apetraky ny tomponandraikitra eny an-toerana. Liana […]

Japon-OIM : Fampitaovana ho an’ny alika mpitsirika

Natolotra, omaly, 16 avrily, ny fitaovana maro, ilaina amin’ny fitaizana manokana ny alika mpitsirika, miasa eny amin’ny seranam-piaramanidina. Ny sampana « Brigade canine » an’ny fadintseranana malagasy no misitraka azy ireo, fampitaovana avy amin’ny Masoivoho Japoney, amin’ ny alalan’ny Rafitry ny firenena Mikambana misahana ny fifindra-monina (OIM). Fitao­vana ahitana karazany maherin’ny 20, […]

Fampiroboroboana ny fampiasam-bola: Mifanolo-tanana ny EDBM sy ny CCIFM

Vita Sonia ny alarobia teo, ny fifanaraham-piaraha-miasa ny EDBM sy ny CCIFM ho an’ny fampiroboroboana ny fampiasam-bola. Kendrena ny hanohana ireo orinasa frantsay sy iraisam-pirenena miasa eto amintsika. Rafitra mpiara-miasa akaiky sy manohana ny sehatra tsy miankina efa hatry ny ela ny Economic Development Board of Mada­gascar (EDBM) sy ny […]