Other News

mpiaro ny zon’ny mpanjifa sy ny minisitera: hiara-hientana amin’ny fitsirihana vidin’entana

Mitohy ary hentitra ny minisiteran’ny Fampiroboro­boana ny indostria sy ny varotra (MIC) amin’ny fanaraha-maso ny vidin’entana eny an-tsena. Ho hamafisina ny fidinana ifotony manerana ny tsena ka handraisana fepetra ireo minia mandika lalàna. Noho izany, hiara-hientana amin’ny fanabeazana ny mpanjifa sy amin’ny fitsirihana eny an-tsena ny fikambanana mpiaro ny zon’ny […]

Fihariana : tanora 110 niofana fiompiana trondro

Tombony ho an’ny fampiroboroboana ny fihariana ny fahazoana fiofanana hanatsarana ny seha-pamokarana. Tanora sy mpiompy trondro 110 mianadahy nisitraka fiofanana tetsy Ampandrianomby, omaly. Niompana tanteraka tamin’ny fahalalana fototra mahakasika ny fiompiana trondro ny hetsika. Nampahafantarana an’ireo mpiofana tamin’izany ny karazana fiompiana trondro misy sy mety eto Madagasikara hatramin’ny fikarakarana rehetra […]

Fandorana vary tany Toamasina : « Tsy manaraka ny fepetra », hoy ny fampanoavana

Nisy vary lo hafa indray, 20 kitapo, tratra tany Mangarano Toamasina, ny faran’ny herinandro teo. Tsy nanaraka ny fepetra ny fandorana ireo vary ireo, raha ny fanazavan’ny tonian’ny fampanoavana. Nanamarina ny zandarimaria ao Toamasina, fa nisy vary simba sy lo, tratra tao amin’ny trano fitahirizana an’ny teratany indo-pakistaney eny Mangarano, […]

Fanodinana fako taratasy : manaja ny tontolo iainana sy mampihena ny loto miparitaka

Anisan’ny manimba ny tontolo iainana ny fiparitahan’ny fako eto Madagasi­kara. Maro ny karazana fako hita, toy ny legioma, voankazo, taratasy, plastika… Mitarika aretina eo amin’ny olona ny fitobian’izany ary mampimenomenona ny ankamaroan’ny maro. Manampy amin’ny fanenana izany sy fanajana ny tontolo iainana ny fanodinana ny fako ataona olon-tsotra sy orinasa. […]

FANTINA sy FINTINA

Voatendry ho tale kabinetran’ny fiadidiana ny Repoblika, Rakotonirina Elysa. Tale misahana ny raharaha iraisam-pirenena sy mpitondra tenin’ny filohan’ny Repoblika, Ranoromaro Lova. Talen’ny fifandraisana amin’ny vondrom-bahoaka, Rajaonah Mirana ary tale misahana ny hetsika kosa, Ravelonjato Eliah. Nanolotra ny sori-dalana hitantanany ny minisitera sahaniny avy teo amin’ny filankevitry ny minisitra ireo minisitra […]