Other News

FANTINA sy FINTINA

Niantso ireo teratany malagasy ho mailo ny konsilin’i Madagasikara any Liban manoloana izao ady any amin’iny faritra iny izao. Nivoitra tamin’ny fanambarana koa fa tokony hiala lavitra ny toerana isehoan’ny fifandonana izy ireo any amin’ity firenena ity. Niantso ny rehetra tsy handairan’ny tsaho koa ny konsily. Nahafa-po ireo iraky ny […]

HCC: “Tsy tsaraina amin’ny HCJ ny Jly Ravalomanana Richard”

Azo raisina ny fakan-kevitry ny mpisolovava, ny Me Ratrimoarivony Solo, mpiaro ny Jly Ravalomanana Richard, ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), araka ny fanapahan’ny HCC lah. 02-HCC/D2, omaly. Mom­ba ny fitarainana manokana ny amin’ny tsy maha araka ny la­làmpanorenana ny fisamborana sy fitsaran’ny tendrom-pi­tsarana miady amin’ny kolikoly (Pac) ny […]

Nibaliaka nahafinaritra  

Anisan’ny nahaliana sy nahasarika ny mpahay habakabaka ny omaly tolakandro. Vanim-potoana tsy fahita firy ny diavolana fenomanana tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Nidorehitra mena ny volana izay nifanandrify tamin’ny masoandro sy ny tany. Filaharana izay tsy fahita firy eny an-danitra ambony eny. Mifono zava-dalina ho an’ny sokajin’olona mino ny […]

Profesora Andrianaivotseheno Ravaka: « Hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ireo sampandraharaham-panjakana »

Nivoitra tao anatin’ny fivoriana niarahan’ny minisitera valo sy ny mpiahy ara-drariny notarihin’ny profesora Ravaka Andrianaivotseheno, omaly, fa hamafisina ny fiaraha-miasa amin’ireo sampandraharam-panjakana… Minisitera valo no nahazoan’ny teo anivon’ny Mpiahy ara-drariny fitarainana be indrindra avy amin’ny vahoaka. Manoloana izany, nisy ny fivoriana niarahan’ny eo anivon’ny Mpiahy ara-drariny sy ireo minisitera voakasika, […]