Notontosaina tao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny lalao famaranan’ny hetsika « Ma-Hery Futsal » andiany voalohany, izay nokarakarain’ny fikambanana Fief-Mada. Nandrombaka ny laharana voalohany sy nahazo ilay lelavola 2 tapitrisa Ariary ny Oniversite Isecom. Teo amin’ny vehivavy kosa, nahazo ny amboara ny Oniversiten’ny ISFPS Leader. Tsiahivina fa nahatratra 22 ireo ekipa nandray […]
Other News
« Ankizy milalao » : Ho hentitra ny mpikarakara
Hotanterahina eny amin’ny Kianja Betongolo, ny 7 sy ny 8 marsa ho avy izao, ny fifaninanana ho an’ny ankizy, « Ankizy milalao » andiany faharoa, izay karakarain’ny Analakely Football Academy (AFA). Nilaza ny mpikarakara fa hoezahina hatsaraina ny fifanintsanana ary ho hentitra izy ireo amin’ny fanaraha-maso, indrindra ho an’ireo sekolin’ny […]
Gymnastique-2026 : Hanangana kaomisionina “aérobic” sy “artistique”
Nanatanteraka fivoriambe fanao isan-taona, omaly, teny amin’ny Foiben’ny Kom Ivandry, ny federasionina malagasin’ny Gymnastique. Fivoriana nanaovana ny tatitra 2025 sy nanolorana ny programa 2026. Taranja efa nisy ela teto Madagasikara ny “Gymnastique” saingy tsy mbola nisy rafitra mazava nitantana azy. Nanomboka ny taona 2024, nitantanan-dRandriamalala Jacquis ny Federasionina malagasin’ny “Gymnastique”, […]
TARATRY ny KANTO
Seho tsy nampoizin’ny maro ny an’i Lalatiana, omaly. Nandalo kely an-tanindrazana, ary tsy nieritreritra ny hiaka-tsehatra izy. Noho ny fangatahana manokana anefa, nisy ny fiarahana tampoka tetsy amin’ny Piment Café, halina. Na alatsinainy aza, tsy nanakana ireo tena mpankafy tonga nameno ny efitrano izany. Fotoana mamy, nanararaotana ireo hira tsy […]
«Ilay dihy…Lady »: Seho hiverenan’i Jiary an-tsehatra
Misy mahatsiaro ny « Damoiz’elle » ? Hiran’ny tarika Moajia anisan’ny be mpankafy. Mpamoron-kira, mpitendry ary nitarika ny Moajia i Jiary na i Jia tamin’izany fotoana. Efa aman-taonany izay no nijanona ny tarika, ary samy nanana ny lalany teny ireo mpikambana. Nangingina teny koa Ratefinanahary Johary na i Jiary, tao anatin’izay fotoana izay. […]







