Fanatanjahantena, kolontsaina, fanabeazana ho olom-banona, sns. Samy ahafantarana sy mampisongadina ny RFF Amparibe Famonjena avokoa ireo. Tsy holalovam-potsiny ny faha-25 taonany. Sampana iray mikarakara ny tanora amin’ny fialamboly sy fanatanjahantena, ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena, ny Rantsana fialamboly sy fanatanjahantena (RFF). Feno 25 taona ny nitsanganany, izay nambaran-dRasolonjato Verohanitra, fa […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra tampoka ho 78,54 dolara ny vidin’ ny solika 1 barila (= 219 litatra), eo amin’ny tsena iraisam-pirenena Brent, omaly 2 marsa. Noho ny adin’i Iran sy ny israely ary Etazonia no antony. Nahatratra 68 dolara ny vidiny ny 16 febroary, nisondrotra ho 72 dolara ny 1 marsa, ary izao […]
MVola : 52 500 ny hazo voavoly tato anatin’ny 6 taona
Manamafy ny finiavany ara-tontolo iainana ny orinasa MVola. Manana fandaharanasa natokana ho an’ny fambolen-kazo izy, ary nahazoany ny mari-pahalalana B Corp, nanomboka ny taona 2022 izany. Miara-miasa amin’ny orinasa Altera, ao anatin’ny vondrona Axian, ny MVola, amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny ala sy ny fikajiana ny tontolo mananaina eto Madagasikara, […]
EJE SHIFT 2026: Voizina ny fandraharahana niomerika
Hotanterahina ny 13 sy 14 marsa, ao amin’ny Orange Digital Center (ODC) Soarano, ny hetsika Espace jeune entrepreneur, Eje Shift andiany faha-14, karakarain’ny Club entrepreneur étudiant du Rendez-vous des entrepreneurs (CEERE). Hisongadina ny tanora sy ny fandraharahana ao anatin’ny niomerika. Tanjona ny hanohanana ity tafitra ity eto Madagasikara, araka ny […]
AOMMM : Hitari-dalana ny tantsambo ara-barotra
Tari-dalana ho an’ny tantsambo ara-barotra sy hitondra ny fahaiza-manaony eto an-toerana ary hanandratra avo ny hasin’ny andraikitra sahaniny ny AOMMM. Hanofana, hanampy ary hanohana ny fahaiza-manaon’ireo zandry. Hitazona ny kalitao sy ny lentan’ny tantsambo ara-barotra ary hitsinjo manokana ireo zoky efa nisotro ronono. Ireo no tanjona apetraky ny Fikambanan’ny manamboninahitra […]







