Other News

DAKA AN-JORONY

Etsy manao tsipoapoaka Eroa manao tsipaipaika Mahagaga toy ilay vazaha nahita lava-tsaonjo ny zava-misy eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, amin’izao fotoana. Atao hoe milamina toa tsy milamina. Lazaina hoe misavoritaka toa mizotra ihany. Tsy hay in­tsony izy ity fa arahina am-bokony eny, hoy ireo tsy te haka aretim-po. Ny etsy tokoa […]

VAOVAO TAMBATRA

Mandray fepetra hentitra ny fanjakana rehefa misy ireny lazaina ho « kariera vaky », nefa tsy nisy fahazoan-dalana ireny. Tsy maintsy faritana ny faritra trandrahina (zone d’encadrement). Raisina an-tsoratra ny anaran’ireo mpitrandraka tsotra ary avondrona anaty fikambanana. Omena fahazoan-dalana ara-dalàna (Amea) ny fikambanana avy eo. Raha toerana efa misy fahazoan-dalana kosa, zo […]

Teknika P-Dipping: Mitombo 30% ny voka-bary, mihena ny fandaniana

Anisan’ny hiasan’ny tetikasa FyVary2 sy ny VaryAla ny faritra Vakinankaratra, ahitana distrika enina. Tohanan’ny Fi­araha-miasa japoney ho an’ny fampandrosoana (Jica), iarahany amin’ny minisiteran’ny Fambolena (Minae), ny Tonto­lo iainana (Medd), ny fampianarana ambony (Minsupres) ary ny mpiara-miombon’antoka samihafa (Fofifa, Fifama­nor, LRI. Maherin’ny 7 000 ny tantsaha efa nofanina momba ny teknika P-Dipping. […]

Fanampiana ny tantsaha : Vary 50 taonina novidian’ny SPM

Manohana ny tantsaha mpamokatra ny fanjakana, hitondrana vahaolana fohy ezaka momba ny sehatry ny vary. Tonga tao Tsiroanomandidy, ny faran’ny herinandro teo, ny minisitry ny Varotra sy ny fanjifana, Andriamadison Haingotiana, nifanakalo hevitra tamin’ireo tantsaha. Toy ny ao Imerintsiatosika sy Amparafaravola, tapaka fa vidian’ny orinasam-panjakana State Procurement of Madagascar (SPM) […]

Fiompiana : Hanafatra ombivavy beronono 30 000 isa

Hifantoka manokana amin’ny sehatry ny fiompiana ny Drafitra fampiasam-bola ho an’ny fiompiana ho fanavaozana maharitra (PDSEM). Vina lavitr’ezaka, hanatsarana ny taranaky ny biby, ny fahasalamana, ny tsenam-barotra, sns. Miditra amin’ny fanavaozana lehibe ihany koa ny sehatry ny fiompiana amin’ny alalan’ny fandaharanasa PDSEM. Nasongadin’ ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, […]