Other News

Zon’olombelona: mitaky ezaka amin’ny fanjakana ny ONU

Nomarihina omaly, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’olombelona raha tokony ho ny 10 desambra teo izany. Notanterahina teny Andohatapenaka ny hetsika niarahana tamin’ny Firenena mikambana (ONU) sy ireo mpisehatra rehetra, toy ny fiarahamonim-pirenena sy fikambanana samihafa. “Mbola mila ezaka lehibe ny governemanta sy ny fiarahamonim-pirenena momba ny fanajana ny zon’olombelona”, […]

INDRAY MIJERY

Tontosa ny atrikasa nitondrana fanavaozana ny drafitra hiatrehana ny hamehana mahakasika ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ho an’ny faritra Atsimo Andrefana. Nitarika ny fivoriana ny Préfet-n’i Toliara ary nandray anjara ireo talem-paritra, lehiben’ny distrika rehetra ary ireo solotenam-panjakana. Nano­trona koa ny teknisianin’ny BNGRC. Tanteraka ny fiofanana niarahana tamin’ireo […]

Ankadinondry Sakay sy Analavory: Nahazo milina mpamokatra mena-boanjo

Hamokatra mena-boanjo 5000 litatra isam-bolana ny taninketsa indostrialy nape­traka ao Ankadinondry Sakay, raha toa 2000 litatra izany nandritra ny andrana natao. Vonona hiara-hiasa amin’ny fitondram-panjakana ny ben’ ny Tanàna ao an-toerana raha nilaza kosa ny solombavambahoaka voafidy tao Fenoa­rivobe, Randrianarisoa Bien Aimé Arsène, nandritra ny fametrahana ny taninketsa indostrialy, ny […]

Credit fety 24h: hampidram-bola hatrany amin’ny 50 tapitrisa Ar ny BNI

Mitohy hatrany ny tolotra ataon’ny BNI Madagascar hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa amin’izao ankatoky ny fety izao. Misy ny tolotra Credit fety 24H izay hahazoana fampidramam-bola hatramin’ny 50 tapitrisa Ar, hampifalifaliana ny ankohonana amin’izao fotoana izao. Nanomboka ny 6 desambra ka hatramin’ny 4 febroary izao ny fahazoana izany ary azo averina […]