Olona efatra indray maty vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Ambatolampy, fokontany Morarano, kaominina ambanivohitr’i Sarobaratra, distrikan’i Tsaratanana RN33A, omaly tamin’ny 4 ora maraina. Teo amin’ny 2 km mialoha amin’ny lalana mihazo an’i Tsaratanana no nitranga ny loza. Kamiaobe iray mpitatitra vokatra mampitohy an’ Ambondromamy sy Tsaratanana ity namoa-doza ity. Feno […]
Other News
TSELATRA
Naratra mafy ireo mpianaka nianjera tamin’ny taxi-be omaly maraina teny Anosibe. Teo am-pidinana ny taxi-be izy mianaka no nandeha tampoka ny fiara ka nianjera tamin’ny arabe. Naratra teo amin’ny lohany ilay raim-pianakaviana ka voatery nentina haingana tany amin’ny dokotera. Na teo aza anefa izany avotra soa aman-tsara ihany izy mianaka. […]
Mpanao fanafihana, mpaka an-keriny… : maty voatifitry ny zandary tao Andilamena i Thierry
Lavon’ny balan’ny zandary nandritra ny fifanenjehana tao Andilamena, afakomaly, ny dahalo raindahiny fantatra amin’ny anarana hoe Rakotovelo Samuël Thierry na i Thierry. Tompon’antoka tamina halatr’omby tao amina fokontany Tsaratsabo, kaominina ambanivohitr’i Tanananifololahy, ny taona 2016, ity dahalo ity. Nambaran’ny zandary fa lehiben’ny tambajotran-jiolahy mpampihorohoro efa nigadra izy saingy nanohy ny […]







