Miaina ny teny malagasy. Mety hisy teny vaovao hipoitra eny antsefantsefam-potoana eny. Tsy azo adika ho fananan-karena eo amin’ny teny malagasy anefa ireny voambolana vaovao ireny. Ny antony? Ny fandikana befahatany ny teny vahiny sy ny fanakarana an-jambany ny fomba fiheveran’izy ireny zavatra na tranga iray na maro no anisan’ny […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Mbola ambany ny famokarana katsaka eto Madagasikara. Milanja 260 000 t monja ny vokatra eto amintsika ka mahatonga antsika manafatra izany. Mahavokatra 6 tapitrisa t isan-taona i Tanzanie raha mahatratra hatramin’ny 15 tapitrisa t isan-taona kosa ny vokatra azo ao Afrika atsimo. Mitentina 31 tapitrisa dolara ny vola hananganana ny lalana […]
Fandaharanasa Rindra: fiara sy moto ho an’ny minisiteran’ny fambolena
Natolotra omaly 28 septambra, ny fiara sy moto ao anatin’ ny Fandaharanasa fanamafisana ny rafi-panjakana, hampiroboroboana ny fanatsarana ny fambolena (Rindra). Manohana ity fandaharanasa ity ny Vondrona eoropeanina (UE). Ahitana fiara 4×4 miisa 4, (karazany station wagon), 4×4 miisa 2 (SUV) ary moto miisa 16 ireo fanampiana ireo, hampiasain’ny Tantsoroka […]
FEPA : mila jerena ny paikadim-pamokarana
Fototra manome asa sy andry iankinan’ny toekarena ny famokarana eto Madagasikara. Maro ny ezaka vita saingy mbola betsaka ny tokony hatao hampiroboroboana ny seha-pihariana momba ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Ilaina ny paikadim-pamokarana ka manao antso avo amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny ireo mpiantsehatra rehetra hamahana ny olan’ny tantsaha. […]
Fambolen-kazo 2024 : manohana ny VOI Ambohibary Moramanga ny Sumitomo
Manomana sahady ny taom-pambolenkazo 2023-2024 ny orinasa Sumitomo. Manome masomboly sy kojakojan-janakazo ho an’ny VOI miisa efatra any amin’ny kaominina Ambohibary Moramanga izy ireo. Natolotra ny Vondrona olona ifotony (VOI) any amin’ny kaominina Ambohibary, distrika Moramanga, ny 27 septambra teo, ny fitaovana fikarakarana zanakazo sy ny fampisehoana ny fanamboarana fatana […]






