Tra-tehaka teo am-pisolokiana Cash point, tao Toamasina Bazary Be, ny raim-pianakaviana iray, ny talata 28 jolay teo, tokony ho tamin’ny 10 ora sy 15 minitra. Tonga teo amin’ilay mpitazona Cash point ny telo lahy, tamin’io fotoana io. Somary manelingelina ilay mpivarotra ny iray. Niezaka nanontaniany tsirairay ny vidin’ireo gazety izay […]
Other News
Nipitika teny an-tanan’ny reniny: Zazalahikeky roa taona maty voahitsaky ny fiara 4×4
Niparitaka tamin’ny tany ny atidohan’ilay zazalahikely vao 2 taona, voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana, omaly, tetsy Ankorondrano Tsaramasay. Voafaoka teny an-tanan’ny reniny ka nipitika izy nandritra ny fiampitana arabe. Zazalahikely vao 2 taona monja, maty voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana, tetsy Ankorondrano Tsaramasay, omaly tamin’ny 9 ora maraina. Handeha hiantsena ary niampita […]
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 29 07 2026 )
“Haratonaina” : Ampiasaina ny niomerika
Novokarin’ny Tahirim-bola ampiasaina ho an’ny fampandrosoana (Fid) ny vovonana niomerika « M e tohy » ao anatin’ny tetikasa “Haratonaina”. Tanjona ny hanomezan-danja ireo mpisitraka efa mamokatra, hanamorana ny fampiatiana azy ireo amin’ny rohim-pihariana ara-barotra. Hita avy hatrany ao anatin’ny vovonana ireo vokatra (fambolena, fiompiana, taozavatra, sns) rehetra isam-paritra misy ny tetikasa. Sehatra […]
Slalom Vovoka : Nanjakan’ny ekipazy FMMSAM ny fifaninanana
Notanterahina teny amin’ ny «circuit» Imerintsiatosika, ny sabotsy 25 sy ny alahady 26 jolay lasa teo, ny dingana faharoa amin’ny Slalom Vovoka. Fifaninanana nokarakarain’ny klioba Tac’s. Nanjaka ny ekipazy FMMSAM tamin’ ity. Ny mpanamory avy amin’ izy ireo no nitana ny laharana roa voalohany, teo amin’ny sokajy fiarakodia. Nandrombaka ny […]






