Other News

VAOVAO TAMBATRA

Heverina hiverina amin’ny laonina ny famatsiana solika ao Toliara manomboka androany. Kamiao lehibe roa mitondra solika avy any Toamasina no nalefa vonjimaika hamatsy ireo tobin-tsolika any an-toerana. Marihina fa nisy ny fikorontanan’ny famatsiana noho ny fahataran’ny sambo mitondra izany. Tombanana ho efa tonga ao amin’ny seranan-tsambo, omaly, ny sambo mpitatitra […]

Fianarantsoa : Mitaraina ny tantsaha mpamboly « orge »

Mampitombo ny fidiram-bolan’ny tantsaha ny fambolena « orge », akora fototra hanamboarana labiera. Mitaraina, ankehitriny, ny mpamboly any Fianarantsoa. Nihena ny tinady, izany hoe, ny famandrihana ataon’ny mpandray ny vokatra, ka voatery nahena koa ny velaran-tany ambolena « orge ». Voafetra ho 850 ha sisa ny fitambaran’ny velaran-tany, raha 1 200 ha teo aloha. Nihena, […]

Tantsambo ara-barotra: Asa misokatra ho an’ny rehetra

Manentana ny hidiran’ny vehivavy ho manamboninahitra tantsambo ara-barotra ny AOMMM, hampivoarana ny fahaiza-manaony sy hampifandanjana ny miralenta ao anatin’ny sehatra sy hanaporofoana fa asa misokatra ho an’ny rehetra ny asana tantsambo ara-barotra. “Asa misokatra ho an’ny rehetra ny tantsambo ara-barotra”, araka ny fanambarana nataon’ny fikambanan’ny manamboninahitra tantsambo ara-barotra eto Madagasikara […]

FANTINA sy FINTINA

Nanolotra fanampiana 110 tapitrisa Ar ho an’ireo traboina ny fikambanan’ny orinasa sinoa. Natao ho an’ny faritra Atsinanana izany, araka ny nambaran’izy ireo raha noraisin’ny filoham-panjakana, teny Iavoloha, izy ireo ny faran’ny herinandro teo. Nam­baran’ity fikambanana ity fa famaliana ny antso nataon’ny fitondrana izao. Tsy tokony hatao fitaovana hitadiavana seza ny fikambanan’ny […]