Mois : janvier 2023

Eran-tany

Hita aty Afrika amina firenena maro ny fiaka­ran’ny vidim-piainana, indrindra ny sakafo sy ny solika. Tafahoatra amin’ny nikajiana azy izany, tsy araka ny navoakan’ny Banky foibe maro aty Afrika. Voadonan’io fiakaran’ny vidim-piainana io ny mponina maro, indrindra amin’ny sakafo izay andaniana mihoatra ny 50 % amin’ny vola azo. Tsy tafavoaka […]

“ Manampy ny fadintseranana ny GasyNet …”

Iray amin’ireo mpiara-mi­asa amin’ny fadintseranana ny GasyNet, anisan’ny asany a­min’izany ny fitsirihina amin’ny «scanner» ireo entana to­n­ga na alefa, araka ny toromariky ny Fiombonamben’ny fadintseranana eran-tany (OMD). Fandalovan’entana eo amin’ny «scanner», fomba iray fanaraha-maso ireo entana raha mifanaraka amin’ny fanambarana natao. Tsy fandaniam-potoana koa ny fampiasana izany ankehitriny, tafiditra ho […]

COI: manatsara ny tontolon’ ny asa aorian’ny Covid

Mampanao fiofanana isa­ky ny firenena momba ny fa­na­tsarana ny asa Ny COI (Com­mission de l’Océan In­dien). Ao anatin’izany ny fi­za­hana akaiky ny sehatra tsirairay ha­hazoana toromarika eo amin’ ny fiaraha-miasa. Ma­­nohana izany ny Agence française de développement (AFD), ny Organisation internationale du travail (OIT) sy ny Cap Business Océan In­dien. […]

Entana azon’ny mpandeha hoentina: mitaky fahazoan-dalana hatrany ny fadintseranana

Ampahany amin’ny asan’ny fadintseranana ny mampahafantatra ny tompon’entana amin’izay tokony hatao. Ny entana mahazo mivoaka sy tsy mahazo, mahazo miditra na tsia. Izany no atao mba hisorohana ny kolikoly ao anatin’ny fadintseranana, mankalaza ny faha-200 taona. Misy fepetra maro ampahafantarin’ny fadintseranana ho an’ny mpandeha tsirairay mi­voaka any ivelany ny amin’ny […]

Dibo-drano: Be loatra ny vinany any Maroantsetra

Anisan’ny toerana dibo-dra­­no foana ao Maroantsetra re­­hefa misy ny androratsy ma­ndalo ao Analanjirofo. Ara­ka ny fandinihan’ny tompon’ an­dra­ikitra any an-toerana, ny fi­sian’ny vinany na “embouchure” betsaka manodidina ny to­e­ra­­na ny antony mahatonga iza­ny. Tafiditra ao i Maro­an­tse­­tra, Ra­­tambe ary Mananara Ava­ra­tra. Tampina vokatry ny fa­sika avy any an-dranomasina ireo vi­­nany […]