Natao teny amin’ny trano fonenan’ny masoivoho amerikanina, Claire Pierangelo, omaly, ny fankalazana ny nahaterahan’ny fanjakan’i Texas. Nanamafisana ny fifandraisan’ireo manam-boninahitra amin’ny fitandroana filaminana Amerikanina sy Malagasy ary mpiara-miasa vahiny ity fahatsiarovana ny nahaterahan’ny fanjakan’i Texas ity. Ity hetsika ity, nanasongadina ny fahavononan’izy ireo hanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fiantohana ny fandriampahalemana […]
Mois : mars 2023
Tsenan’Analakely: manaiky ny fisian’ny SMGD ny mpivarotra rehetra
Ho fandravonana ny olana misy eo amin’ny samy mpivarotra, hotontosaina ny fifidianana izay ho filohan’ny birao vaovao hitantana ny mpivarotra eny Analakely. Nahatratra 345 isa ny mpivarotra ao anaty lisi-pifidianana. Miisa 345 ireo mpivarotra ara-dalàna voasoratra anarana hiatrika ny fifidianana. Resy lahatra amin’ny fisian’ny SMGD ireo mpivarotra mpanohitra taloha. Hotanterahina […]
Opl Awards 2022 : voahosotra ho mpilalao mendrika i Dax sy Nina
Notanterahina ny alarobia alina lasa teo ny lanonam-panatanjahantena, “OPL Awards 2022”. Nosafidin’ireo mpankafy baolina kitra ho mpilalao mendrika nandritra ny taom-pilalaovana 2021 – 2022 Andriamirado Arohasina na i Dax, mpilalaon’ny Fosa Junior. Rakotoasimbola Zakanirina (Nina), mpilalao mendrika nosafidian’ny mpanao gazety tamin’ny taom-pilalaovana 2021-2022. Lanonana natao teny Ivato. Marihina fa natao […]
Basikety-Alley Hoop FIBA 3×3: 700 mahery ny mpilalao hifaninana
Hanomboka rahampitso 3 marsa ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina sy Petit Palais ny fifaninanana “Alley Hoop FIBA 3×3”, taranja basikety. Tafakatra 700 ny mpilalao nisoratra anarana ahitana ekipa 171. Raha toa ka ny sokajy U17, U23 sy Seniors ihany no noeritreretina hifaninana, ahitana ny sokajy Vétéran ary ny Super Vétéran […]
Barea Can 2024: niteraka resabe ny lisitra navoakan’i Dupuis
Nahagaga ny mpankafy baolina kitra ny lisitr’ireo mpilalao Barea miisa 30 lahy navoakan’i Nicolas Dupuis, mpanazatra. Vaovao hita tao anaty tambajotran-tserasera, ny alarobia 1 marsa lasa teo. Tafiditra ao anaty «pré – liste» ireo mpilalao efa nilaza fa tsy hanao ekipam-pirenena intsony. Anisan’izany ry Jeremy Morel, Abel Anicet. Tsy ao […]




