Solontena malagasy tokana hiatrika ny manasa-dalana, amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ny klioba tompondakan’ny faritra faha-7, taranja Volley ball, ny GNVB vehivavy. Samy raraka teo amin’ny ampahefa-dalana avokoa ny Stef’Auto sy ny GNVB lehilahy. Hiatrika ny lalao manasa-dalana, anio, ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie nationale de Volley ball), sokajy vehivavy, […]
Mois : mars 2023
AJT Toamasina : voafidy ho filoha indray i Sajo
Natao ny alarobia teo tao Toamasina ny fivoriambe nanatanterahana fifidianana ny ho filoha sy ny ekipa handrafitra ny birao hitantana indray ny fikambanan’ny mpanao gazety eto Toamasina (AJT), mandritra ny efatra taona manaraka. Miisa 54 ireo mpanao gazety tonga nanatrika izany. Kandidà tokana tsy nisy nifaninana ny teo amin’ny toeran’ny […]
Ho an’ny zanak’i Fianarantsoa : miantso firaisankina sy fitoniana ny Fizafafi
“Mitondra hafatra ho an’ny zanak’i Fianarantsoa tsy ankanavaka izahay. Aoka hitandrina toy ny anakandriamaso ny firaisankina ao anatin’ny fahasamihafana isika; aoka handala ny fifankatiavana sy ny fihavanana ary ny fandeferana.” Io ny fanambaran’ny Fikambanan’ny zanaky ny faritanin’i Fianarantsoa (Fizafafi), novakin’ny filoha lefitra, Razafimandroso Aurelien, teny Ambatoroka, afakomaly, manoloana ny kabarin’ny […]
Lahatenin’ny Fizafafi: tsy faly i Soja Jean André
“Misy fitsipika ny eo anivon’ny vovonana IRD. Azo tenenina any amin’ny filohan’ny Repoblika izay notenenin’ny filohan’ny Fizafafi”, hoy ny mpanolotsaina manokan’ny filohan’ny Repoblika sady filohan’ny antoko Liarake, i Soja Jean André na i Kaleta, manoloana ny kabarin’ny filohan’ny Antenimierampirenena sady filohan’ny fikambanana Fizafafi, Razanamahasoa Christine, tany Fianarantsoa, ny faran’ny herinandro […]
Fihaonana iraisam-pirenena – Bruxelles: hitondra fanovana eo amin’ny politika ny MMM
Navoitran’ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo fa anisan’ny fototra iorenan’ny antoko ny antsoina hoe “Principes” sy ny “Doctrines”. Niatrika ny fivoriana iraisam-pirenena tany Bruxelles ny tenany tamin’ity herinandro ity. “Ireo ihany no mibaiko ny atao rehetra eo amin’ny resaka politika. Ny fanapahan-kevitra, mipaka amin’ny fiainan’ny isan-tokantrano sy ny […]




