Nosy manan-karena sy manana karazan-javamananaina maro isan-karazany i Madagasikara,anisan’izany ny angonoka. Ahiana ho lany tamingana anefa ity sokatra ity noho izy efa an-kavitsiana sisa. Manao antso avo ny hamerenanan’ireo izay miompy azy ny Turtle survival alliance Madagasikara. Nankalazaina ny 22 mey teo ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazan-javamanaina (JIB). Nisy […]
Mois : mai 2023
Sombintsombim-baovao
Kitra Nanjakan’ireo ekipa avy amin’ny vondrona avaratra, nandritra ny lalao ampahefa-dalana miverina ho an’ny fifaninanam-pirenena «Playoff OPL 2023». Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalana ny Cosfa Analamanga, ny AS Fanalamanga, ny Ajesaia, ny Fosa Junior Boeny. Nihintsana ireo solontenan’ny Atsimo, CFFA Andoharanofotsy, ny Elgeco Plus, Mama FC, Disciples FC. Basikety 3 […]
Handball – «IHF Trophy 2023» : tompondakan’ny faritra fahafito ny Akio de M/car
Nanao poa-droa, ny Akio de Madagascar teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito “IHF Trophy 2023”, taranja handball. Fifaninanana, notanterahina tao amin’ ny kianja Johannesbourg Afrika Atsimo, ny sabotsy lasa teo. Norombahin’ny Malagasy avokoa ny amboara teo amin’ ny sokajy cadette sy junior, vehivavy. Raha ny voka-dalao, resin’ ny […]
Africa Women’s Cup 1st Division : nandrombaka ny medaly alimo ny XV Makis Ladies
Nifarana ny alahady 28 mey lasa teo, tao amin’ny kianjan’ ny Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana Rugby Africa Women’s Cup 1st Division. Lasan’ny Springboks Afrika Atsimo, ny amboara be sy ny medaly volamena. Nampiondrika ny XV Makis Ladies Madagasikara, tamin’ny isa 79 no ho 8, izy ireo. Ny ekipan’ny Springboks sy […]
Coupe du Président Karate : nakarina ho 6è dan ny filoha Rajoelina
Notanterahina ny sabotsy sy alahady 28 mey lasa teo ny fihaonamben’ny karate malagasy sy ny fiadiana ny amboaran’ ny filoha “coupe du président”. Nakarin’i Hanshi Ramanitrandrasana René, 10 eme dan amin’ity taranja ity ho tempana mainty, 6 eme Dan ny filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry Nirina. 30 taona nanaovana karate rahateo […]




