Mois : juin 2023

Ambodibonara : faritra mena amin’ny aretina bilariziozy

Nitondra fanazavana ny rasazy Anita, ao amin’ny kaominina Ambodibonara, distrikan’i Mahanoro fa anisan’ny faritra mena amin’ny aretina bilariziozy ny any an-toerana. Manodidina ny 20 isam-bolana ny olona voaporofo. Ma­rary ny efatra amin’ny olona 30 tonga manao fizaham-pahasalamana isan’andro. Tsy tongan’ny rano fisotro madio ny ankamaroan’ny tanàna any Ambodibonara. Mampirongatra ny […]

Tetikasa Jofa Acte: hahena ny tahan’ny ankizy mitrandraka eladrano

Zaza aman’alina no miasa amin’ny fitrandrahana Mica na eladrano. Nisy, araka izany, ny tetikasa Acte, hanampiana sy hampihenana izay antontan’isa izay. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly, tetsy amin’ny Motel Anosy, ny tetikasa Acte (Agir Contre le travail des En­fants). Iandraiketan’ny Terre des hommes Madagascar sy ny save the children, izay […]

Morontsiraka andrefana : ahitana ala honko midadasika indrindra

Faharoa i Madagasikara aty amin’ny ranomasimbe Indianina, ahitana ala honko (mangroves) midadasika in­drindra, izay mahatratra 277.567 ha. « Ilàna paikady maharitra ny fiarovana azy, indrindra any amin’ny faritra Menabe sy Diana », araka ny tatitry ny WWF. Miha rava anefa ny ala honko any amin’ny morontsiraka andrefana. Karazan-kazo sady afaka mitroka rivotra […]

Fiakaran’ny hafanàna : ny ataon’ny olombelona ihany

Tsy mety tapitra ny andro ratsy, indrindra ny rivodoza mateti-pihavy isan-taona, oha­tra, Batsirai, Cheneso, Fred­dy. Misy fiantraikany ratsy maro amin’ny morontsiraka izany. Anisan’ny fahavoazana mitohy lavareny ny haintany any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Tsy ampy ny orana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Fred­dy. Hain­tany maharitra ela in­drindra tao anatin’ny 40 taona, nanomboka […]

Fambolena sy angovo : tetikasa ho fiarovana ny ala

Maro ny ala voajanahary very eto Madagasikara hatramin’ny taona 70. Vetivety ane­fa ny faharavany amin’ny faritra rehetra. « Koa iray amin’ny tanjona apetraka ny hamaritana izay laharaham-pahamehana sy fiarovana ny ala voajanahary », araka ny tetikasa Bio­SceneMada (Bio­di­versity scénarios under the effect of climate change and future deforestation in Madagascar). Tetikasa hahafahan’ny […]