Mitobaka ny fako plastika eto amintsika, na an-tanàn-dehibe na eny amoron-dranomasina. Maro ny biby maty vokatry ny fihinanana azy ireny. Namoaka fanambarana ny Banky Iraisam-pirenena (BM), ny 2 jona teo, fa tsy ho foana mihitsy ny fahantrana aty amin’ny tany andalam-pandrosoana raha mbola misy ny fako plastika. Notateriny fa efa […]
Mois : juin 2023
CT Motors: efa eto amintsika ny fiara elektrika
Fampiasana angovo maitso ! Manomboka tonga eto Madagasikara ny fiarakodia mitsinjo ny tontolo iainana, mandeha amin’ny herinaratra. Anisan’ny orinasa mpaninjara manana izany karazana fiara izany ny CT Motors, izay misy ny antsoina hoe « hybride », mandeha amin’ny solika sy herinaratra, toy ny marika Haval H6 HEV. Misy koa ny fiara tena mandeha amin’ny […]
Fanarenana ny ala sy ny tontolo iainana (RPF): hanarina 4 tapitrisa ha hatramin’ny taona 2030
Tsy ny fambolen-kazo ihany no famerenana maitso ny tontolo, fa misy koa ny fanarenana ny tontolo iainana sy ny ala (RPF). Ao anatin’izany ny fanajariana hametrahana tontolo mirindra, ho an’ny fambolena, ny fiompiana, ny rano, sns. Mifototra amin’ity paikady RPF ity ny tetikasa Forests for Future, tohanan’ny fandaharanasa ho an’ny […]
Madagascourt Film Festival : misokatra ny andiany faha-18
Efa misokatra ho an’ny manam-pikasana handray anjara amin’ny « Madagascourt Film Festival”, andiany faha-18, ny fandraisana anjara. Ity hetsika lehibe ho an’ny horonantsarimihetsika malagasy ity izay hotanterahina ny 18 hatramin’ny 26 novambra 2023. Ny 23 jolay 2023 ny fara fisoratana anarana amin’izany. Mizara efatra ny sokajy ahafahana mandray anjara amin’ny fifaninanana mandritra ny “Madagascourt Film Festival” andiany […]
“Fady kambana” : hetsika miaro ny zon’ny ankizy
Tontosaina eny amin’ny Institut Français de Madagascar, IFM Analakely ny fampirantiana sary mampahafantatra ny momba ny fomba malagasy, fitaizana kambana. Mitondra ny lohateny hoe “Fady kambana” ity fampirantiana ity. Manomboka anio ary tsy hifarana raha tsy ny 30 jona 2023 ny hetsika. Tanjona ny hampahafantarana izany fomba malagasy izany. Tafiditra […]




