Nitondra famelabelaran-kevitra ho an’ny fikambanana Zanak’Atsimondrano ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, ny herinandro teo. Lohahevitra nifampizarana ny vina sy ny hevitry ny “Fampivoarana ny maha olona sy ny toe-tsaina, mampisandratra”. Nambarany fa ilaina ny toe-tsaina tena hampisandratra ary tokony ho raiki-tapisaka ao amin’ny tsirairay, sy hanomboka any amin’ny mpitondra […]
Mois : juin 2023
Fidirana anaty antoko : maniry ny hanova ny firenena i Yamila
Mikendry lavitra ny haha tsara kokoa ny tanindrazana. Anisan’ireo antoko manome vahana ny tanora ny eo anivon’ny Malagasy miara-miainga. Resy lahatra amin’izany ka niditra ho mpikambana ny volana febroary teo i Yamila, na vao 21 taona monja aza. Liana amin’ny resaka politika efa hatry ny fahakeliny izy, araka ny nambarany. […]
Kianjan’ny 13 mey : voasakana ny hetsika, iray voasambotry ny Emmo/Reg…
Nitsapa ny halalin’ny rano ? Tsy tanteraka ny hetsika nokasain’ny vadin’i Malama, Rakoto Samuel Doris tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey, Analakely, omaly. Niafara tamin’ny fisamborana izany. Tsy nampihemotra ny vadin’i Mahery Lanto Manandafy (Malama), Rakoto Samuel Doris ny sakantsakana nataon’ny Emmo/Reg, niatrana vao maraina tetsy Analakely sy ny manodidina. Niroso […]
Ady amin’ny kolikoly : azo refesina ny vokatra
“Voalaza hatrany hoe tsy mahafa-po ny vokatra amin’ ny ady amin’ny kolikoly. Inona no ataon’ny sehatra amin’ny ady amin’ny kolikoly?” hoy ny sekretera mpanatanteraky ny Komity fitandroana ny fahitsiana (CSI), Razafimandimby Tsiry, teny Antaninarenina, momba ny atrikasa, nampahafantarana ny fitaovana ara-kajy mirindra “Système d’infomation integré de la gouvernance et de […]
Antoko Freedom: “Misy resaka ambadika ny fifanarahana politika”
“Tsy handray anjara amin’ izay fitsipi-pitondran-tenan’ny antoko politika izay ny Freedom. Misy resaka ambadika ny amin’izay hoe fifanarahana politika. Misy zavatra iniana hatao manjavozavo izany, izay tsy mety aminay.” Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny Freedom, Rakotondrazafy Lalatiana, teny Tsimbazaza, afakomaly, momba ny famorian’ny Friedrich Ebert Stiftung (FES) miaraka amin’ […]




