Mois : juillet 2023

Any « Andafy » : mampahafantatra ny bagasy R’Imbosa

Raha ny fandaharam-potoana nomanina, nanomboka ny 16 jona teo ka hatramin’ny 24 jolay izao no hanatanterahin’ny R’Imbosa ny fampahafantarana sy fampitiavana ny bagasy any «Andafy». Mitondra endri-tseho samihafa izy efatra mianadahy (Mbosa sy Mimi ary i Lidy sy Vavah). Fampisehoana an-tsehatra, fifanakalozana, famelabelaran-kevitra, fampiofanana sy fampianarana, sns. Anisan’ny andrasan’ny maro any […]

Hetsika iraisam-pirenena: hivelatra kokoa ny “Waka Waka Festival” any Sambava

Iza no handimby an’i Grand P? Efa fantatra aloha fa hisy mpanakanto afrikanina malaza ho avy any Sambava, amin’ity andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ity. Ho fararanon-danonana ny any Sambava. Han­dray ny andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ny any an-toerana, ny 10 ha­tramin’ny 13 aogositra ho avy izao. […]

Ara-tantara : nidika ho sikidy sy haingo teo amin’ny Malagasy ny tombokavatsa

Manana ny fototra mampiavaka azy ny fanaovana tombokavatsa manoloana ny tantaran’i Madagasikara. Misy dikany ny endriny, arakaraky ny faritra sy ny foko tsirairay avy. Zava-dehibe teo amin’ny Malagasy ny fanaovana izany. Anisan’ireo riba sy kolontsaina malagasy ary nanana ny naha izy azy teo amin’ny fiainan’izy ireo ny tombokavatsa, araka ny […]

Vaovao tambatra

Betsaka ireo maniry handeha ny zotra an-dalamby FCE amin’izao vanim-potoana fialantsasatra izao. Mihoatra ny 7 ora eo ny dia amin’ireo lamasinina mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara. Misy karazany ny train express izay mitondra mpandeha sy ny train mixte izay mitondra mpandeha sy entana. Hiitatra hatramin’ny rahampitso ny fe-potoana farany handraisana […]

Hetsika RSE andiany fahavalo: omena vahana ny famatsiam-bola ho an’ny zava-mananaina

Vonona handray andraikitra ho an’ny tontolo iainana sy amin’ny fiarahamonina. Ireo ny antoka ataon’ny BNI Mada­gascar. Mandray anjara amin’ity hetsika RSE et des initiatives pour le développement”, andiany fahavalo, atao etsy amin’ny Novotel, androany sy rahampitso, ity orinasa ity. Mampivondrona mpian­tsehatra samihafa ny hetsika RSE ka hizara ny fahalalany ireo […]