Indray namoy ny ainy ny zavavavikely vao roa taona sy efa-taona, teny Ankaraobato. “Namosaviana tamin’ny mofoanana nisy poizim-boalavo izy ireo”, hoy ny fianakaviana. Vao hampidirina an-tsekoly amin’ity taona ity! Anisan’ireo namoy ny ainy vokatry ny fihinanana mofo nisy poizina i Nekena Laury, zazavavy 4 taona. Maty niaraka taminy ihany koa […]
Mois : juillet 2023
FANTINA sy FINTINA
Nanolotra 4 tapitrisa Ar hanohanana ny tsipy kanetibe, mandray anjara amin’ny Lalaon’ny Nosy, omaly, teny amin’ny Complexe sportif Vontovorona, ny minisitra roa lahy: ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany (MEH), Rakotomalala Olivier, sy ny minisitry ny Asa (MEFPLS), Richard Jean Bosco. Medaly volamena 9 no hiadiana, amin’ny “triplette”, doublette”, “mixte” […]
FIDA : manamafy ny fiaraha-miasany amin’i Madagasikara
Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ny firenena malagasy amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny fambolena (FIDA), amin’ny ady amin’ny fahantrana any ambanivohitra, ny fampiroboroboana ny fambolena sy ny fiompiana maharitra ary ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Nanamafy izany ny fihaonan’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, Ramilison Harifidy sy ny filoha lefitry ny […]
Tsara raha mazava!
Ho raikitra ny lalaon’ny Nosy! mazava izy izay. Efa miroso ny fanomanana, efa nanao taratasy fifanekena amin’ny fandraisana anjara avokoa ny firenena rehetra. Nahoraka tokoa omaly ny resaka fa maro anisa ireo firenena tsy mino fa ho vitan’i Madagasikara ny fikarakaraka. Nahoraka ny fanomezana ny tsenan’ny mpandihy ho an’ny […]
UCTS : tsy misondrotra ny saran-dalana
Tsy miray hevitra amin’ny mpitatitra eto an-drenivohitra, UCTU, mikasa ny hampiakatra ny saran-dalana ho 800 Ar ny manodidina ny tanàn-dehibe mivondrona ao anatin’ny UCTS. Tsy mihevitra ny hanondrotra ny saran-dalana velively izy ireo, satria tsy mihetsika ny vidin-tsolika. Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny filohan’ny Fiombonan’ny kaoperativa mpitatitra manodidina ny tanàn-dehibe […]




