Mois : août 2023

Marofatike Maromiandra : manohana ny tetikasa Base Toliara hatrany ny mponina

Tsy very fanantenana ny mponina ao amin’ny fokontany Marofatike, kaominina Ma­romiandra, distrika Toliara II. Mandalo ao amin’ity tanàna ity ny lalana mankany amin’ny toeram-pitrandrahan’ny orinasa Base Toliara, izay mihantona, ankehitriny. Nisaotra ny sefo fokontany, Rambeloson Mahioky, fa manana finoana izy ireo ny hisokafan’ny tetikasa, satria maro ny tombontsoa azo tany […]

Fier-Mada andiany faha-24 : manomboka anio hatramin’ny alahady

Tafiditra anatin’ny fampandrosoana ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana ny hetsika « Foire internationale de l’économie rurale de Madagascar (Fier Mada) 2023 ». Hatramin’ny taona 1999, atao isaky ny voalohan’ny volana aogositra ny hetsika. Maharitra dimy andro ny fier Mada, izay atao eny amin’ny kianjan’ny Maki Andohatapenaka, ny 2 hatramin’ny 6 aogositra […]

GEM : mitaky ny hanokafana haingana ny Cnaps

Hentitra ary mitaky tsy misy fepetra ny hanokafana haingana ny Cnaps ny vondron’ny mpiasa sy ny mpampiasa (GEM). Raisin’izy ireo ho fanaovana takalonaina ny mpiasa mpandoa latsakemboka ny fikatsoan’ny raharaha. Nampiaka-peo manoloana ny raharaha eny anivon’ny tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) ny Groupement des enterprises de Madagas­car (GEM). Mitaky […]

Rabary Paul : “Samy manana ny tetikady politikany”

“Zon’ny mpanohitra ny mi­tarika olona hidina an-dalambe. Izany ny demokrasia. Mitondra ny heviny amin’izany, mandresy lahatra ny olo­na amin’izany. Zony izay. Politika no atao. Mbola mila an’izany ve ny vahoaka malagasy? Anjaran’ny vahoaka ny mamaly an’izay” Izay ny fanehoan-kevitry ny filoha mpanorina ny antoko Ny Fi­reneko, Rabary Paul, izay efa […]