Herijika ho an’ny sehatry ny fizahantany ny lalaon’ny Nosy natao teto Madagasikara farany teo. Tsara ny vokatra ho an’ireo mpiantsehatra rehetra saingy mbola betsaka ny tokony hatsaraina. Tombony tamin’ny sehatry ny toekarena sy ny fizahantany ny fandraisan’i Madagasikara ny lalaon’ny Nosy andiany faha-11. Tamin’ny volana aogositra teo, nahatratra 24 000 […]
Mois : septembre 2023
VAOVAO TAMBATRA
Tratra nangalatra herinaratry ny Jirama ny tokantrano iray eny Ambohijatovo Ambony, omaly alatsinainy. Maromaro ireo efa tratra ny herinandro teo, toy ny mpanamboatra kodiarana eny Anosizato, ny masinin-kazo iray eny Antohomadinika, sy ny hafa. Mampandre ny mponina ny Jirama, ho sahy hitoroka amin’ny laharana 547, izay mijanona ho tsiambaratelo ny […]
Miverina tsikelikely ny famatsian-drano: Vita ilay milina simba eny Mandroseza
Mampahafantatra ny besinimaro ny Jirama fa tontosa omaly alatsinainy, ny fanamboarana ny milina « électropompe » laharana faha-7, nampikorontana ny famatsian-drano tamin’ny toerana maro teto an-drenivohitra. Efa miverina tsikelikely ny famatsiana, saingy mila mandray fepetra ny mpanjifa. Alefa mandritra ny fotoana fohy ny paompin-drano sy ny « robinet », mandrapaha-madio azy, satria mety mbola […]
Fampandrosoana maharitra -ONU: Ny 15%-n’ireo tanjon’ny ODD monja no tratra
Tsy ho tratra ny tanjona miisa 17 napetraky ny Firenena mikambana, ho an’ny fampandrosoana maharitra maneran-tany (ODD). Tena voakasik’ izany ny firenena andalam-pandrosoana. Anisan’ny lohahevitra lehibe dinihina mandritra ny fivoriamben’ny Firenena mikambana (ONU) any New York, ny 19 hatramin’ny 23 septambra izao, ny tombana mahakasika ny Tanjona ho an’ny fampandrosoana […]
TARATRY ny KANTO
« Slam nationale 14 ». Vonona avokoa ny rehetra amin’ny fanatanterahana ny « Slam nationale 14 ». Nampahafantarin’ny mpikarakara omaly, tamin’ny fomba ofisialy ny fandaharam-potoanan’ny hetsika. ADMC-CRAAM Ankatso, IFM Analakely, AFT Andavamamba no hanatanterahina ny hetsika, manomboka ny 21 septambra 2023 izao. “Atelier Hay”. Mitohy hatrany ny fampivelarana ny kilonga 12 hatramin’ny 15 taona, […]




