Fihariana madinika sy mampidi-bola haingana ny varotra “jus fary”. Mahalany fary 50 kg isan’andro ny mpivarotra iray ary mahazo hatrany amin’ny 400 000Ar isan-kerinandro. Tsena anisan’ny niroborobo tao anatin’ny taona vitsy ny varotra “jus fary”. Asa mahasarika ny tanora noho izy mahavelona sy mampidi-bola haingana. “Manodidina ny 80 000Ar isan’andro […]
Mois : octobre 2023
VAOVAO TAMBATRA
Harenina ny fefiloha manondraka tanimbary 600 ha, eny Antsahadinta, kaominina Androhibe sy Antanetikely Ambohijoky, distrika Atsimondrano. Hanatanterahana azy ny famindrana sorabola ho ao anaty fandaharanasan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana. Ho tanterahina ny fandoavana ny vola, ampahany voalohany, amin’ny fanamboarana ny arabe migodana. Fotodrafitrasa miainga eny Talata Volonondry hatrany Toamasina […]
Vidim-bary: tafakatra 3 200 Ar ny kilaon’ny vary gasy
Niakatra 100 Ar ny kilaon’ny vary gasy, nanomboka ny faran’ny herinandro teo, eto an-drenivohitra. Tafakatra 3 200 Ar (900 ny kapoaka) ny kilaon’ny vary gasy Mangamila, raha 3 100 Ar ny kilao (850 Ar ny kapoaka) ny herinandro lasa. Niakatra ho 2 900 Ar ihany koa ny vary tsipala, raha […]
Vidin-tsolika: mety hahatratra 100 dolara ny barila
Nahatratra 91 dolara ny vidin’ny solika iray barila eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, omaly 2 oktobra. Tsy nitsaha-niakatra io vidiny io, satria mbola 72 dolara tamin’ny jolay 2023 teo. Araka ny fantatra eo amin’ny Tsenam-bola iraisam-pirenen’ny angovo (bourse), ny ICE (InterContinental Exchange), ho tafakatra 97,38 dolara ny barila ho an’ny solika […]
TARATRY ny KANTO
Velakevitra momba ny haisoratra. Tontosaina ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, efitrano Dox, ny alarobia 11 oktobra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Mpanoratra roa samy avy ao amin’ny Faribolana Sandratra no hanatanteraka izany. I Tsitohery hamelabelatra ny «Ny nentin’ny teknolojia vaovao teo amin’ny literatiora malagasy». I Nofy kosa no hivaofy […]




