Mois : octobre 2023

Echauffourées à Ambohidahy :« Des manifestants armés » selon l’Emmoreg

Lors d’une conférence de presse hier sur le Parvis de l’Hôtel de Ville, Analakely, le Commandant de groupement de la Gendarmerie nationale à Analamanga, le Lieutenant-colonel Tojo Raoilijon, a révélé que des individus armés figurent parmi les manifestants du collectif des 11 candidats voulant entrer en force sur la place […]

Firenena mikambana : “Zava-dehibe ny fifidianana eken’ny rehetra”

Namoaka ny tatitra amin’ny diany teto amintsika ny iraka manokan’ny Firenena mikambana (ONU), ny faran’ny herinandro teo. Maromaro ireo teboka notsindrin’izy ireo manokana. Notsiahivin’ny fanambarana fa anton-dian’ireto delegasiona notarihin’i Parfait Onanga-Anyanga, eo anivon’ny ONU, ireto ny fanaraha-maso ny fizotry ny fikarakarana ny fifidianana, hatao ny 9 novambra izao. Nihao­nan’izy ireo […]

Telma: mitondra fivoarana goavana ny 5G

Nihazakazaka ny fivoaran’ny teknolojian’ny fifandraisan-davitra tato anatin’ny 44 taona. Efa tena avo lenta ny finday amin’izao fotoana, lasa ilaina amin’ny andavanandron’ny tsirairay. Mahasolo ny fakan-tsary, ny ordinatera ha­tramin’ny televiziona. Maha­tra­tra 5 tapitrisa ny horonantsary hita any amin’ny You Tube, 67 000 ny sary alaina amin’ny Instagram isaky ny minitra maneran-tany. […]

Vaovao tambatra

Hampifandray an’ireo mpandraharaha misehatra amin’ny « intelligence artificielle » sy ireo mpamatsy vola ary koa hanome fiofanana ahafahany miteraka asa. Ireo no tanjona apetraky ny « forum des investisseurs à Madagascar et en Afrique (FIDIMA) », andiany faha-5, natao tetsy Andraharo, ny zoma teo. Nahasarika olona maro ny Tsenaben’ny fambolena sy ny fiompiana ary […]