Mois : octobre 2023

Une époque révolue

Un sociologue, observateur averti de la vie politique locale, avait signalé dès l’an passé que cette élection sera le dernier round de la « lutte politique » entre l’ancien président Marc Ravalomanana et le président sortant Andry Rajoelina. Apparemment, à la lecture de l’évolution politique de ces derniers jours, cet […]

Korea : Fivoriana mahakasika ny tontolo iainana

Nandray anjara tamin’ny Fivoriambe iraisam-pirenena hiovana any amin’ny fampandrosoana maharitra (SDTF) i Madagasikara. Natao tao amin’ny Incheon City any Korea ity atrikasa lehibe ity, ny 16 hatramin’ny 19 oktobra 2023 teo. Nisolontena antsika ny fitantanana ankapobeny ny fampandrosoana maharitra, ao amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana (DGDD), sy ny fitantanana ankapobeny ao […]

Arahi-maso akaiky : misy mikasa hanao trafika any amin’ny morontsiraka atsinanana

Nahazo vaovao ny sampandraharahan’ny fadin-tseranana fa misy ny fikasana hanao trafika na zavatra an-tsokosoko any amin’ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara. Norasina ny fepetra hanamafisana ny fanaraha-maso, noho izany. Saro-pady ho an’ny fadin-tseranana malagasy ny lafiny fanaraha-maso. Manao hetsika manokana, fi­safoana ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara ny sam­pandraharahan’ny ladoany, niaraka tamin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena […]