Mois : novembre 2023

Taekwondo WT : tsy mbola nivoaka ny datim-pifidianana

Sahiran-tsaina ny eo anivon’ny tontolon’ny Taekwondo WT amin’izao fotoana izao. Tsy mbola misy daty raikitra hanatontosana ny fifidianana navoakan’ny Federasiona malagasy. Raha tsiahivina, ny volana hanatontosana izany fotsiny ny hany efa navoakan’ity rafitra miahy ny Taekwon­do WT eto Madagasikara ity, ny 2 oktobra lasa teo. Voalaza tao anatin’izany, fa hotontosaina eo anelane­lan’ny volana oktobra […]

SOMBIM-BAOVAO

Hatao anio 11 sy rahampitso 12 novambra, any amin’ny ligin’Atsinanana, ny fifaninanana basikety “Game on 3×3”. Basikety lalaovin’olona telo, karakarain’ny Federasiona malagasin’ny basikety, hiarahana miasa amin’ny ligin’Atsinanana sy ny kaominina an-drenivohitr’i Toamasina. Volley-ball. Mikarakara fifaninanana ho an’ny mpilalao ity taranja ity, ny eo anivon’ny ligin’Anala­man­ga. Fifaninanana “passe de précision” izany, […]

Kitra malagasy : voasazy tsy miatrika lalao enina i Rayan Raveloson

Nivoaka ny alakamisy lasa teo ny sazy mavesatra ho an-dRaveloson Rayan, Malagasy mpilalao baolina kitra ao amin’ny klioban’ny AJ Auxerre France. Voasazy tsy afaka hanatrika lalao enina amin’ny fifaninanana frantsay, “Ligue 2”, ity Malagasy mpilalao ity noho ny fikasihan-tanana nataony tamin’i Maxime Sivis, mpilalaon’ny Guingamp France. Hisy akony lehibe amin’ity […]

Tenisy – “Mada 2023”: handray ny fifaninanana ny eto Antananarivo

Taorian’ny fankatoavana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tenisy. Hanomboka ny 27 novambra ho avy izao, eto an-drenivohitra, ny fifaninanam-pirenena “Mada 2023”. Hotanterahina ao amin’ny Club olympique de Tanana­rive (COT), Anka­dikely Ilafy, ny 27 novambra – 3 desambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy. Raha ny vaovao […]