Mois : novembre 2023

« Zotra charter » : mpizahatany bolgariana miisa 175 tonga any Nosy Be

Nigadona voalohany any Nosy Be, ny sabotsy 25 no­vam­bra 2023 teo, ny fiaramanidina mitondra mpizahatany « charter », mivantana avy any Bol­garia. Nitsena izany tamin’ny fomba ofisialy ny minisitry ny Fizahantany, Joel Randria­man­dranto, sy ny manam-pahefana any an-toerana. Niantoka ity zotra mivantana ity ny kaompania Flight Bulgaria, nitondra mpizahatany miisa 175. Miisa […]

Fanarahana ny vaninandro: ampiasaina amin’ny fitantanambolam-panjakana ny niomerika

Natao omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF), ny atrikasa mahakasika ny fitantanambolam-panjakana. Tanjona ny hampifandrindra ny asa sy ny tetikasa rehetra, ka ampia­sana ny teknolojia niomerika. Maro ny sehatra sy ny asa ampiasana ny volam-panja­kana. Misy ny rafitra mifehy sy mitantana azy ireo, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny […]

TARATRY ny KANTO

Hamoaka ny “Mirantsana” ry Babai Lugu. Hi­ra vaovao hivoaka anio izy ity, raha ny nambaran’i Goul, lehiben’ny tarika. Amin’ireo “plateformes” fividianana hira efa mahazatra, toa ny Spotify sy ny Deezer no azo jifaina sy henoina izany. Anisan’ireo hira handrafitra ny rakikira vaovao, izay hivoaka tsy ho ela io hira io. […]

Kintan’ny Fanilo Mikabary: namoaka mpikabary 20

Nanatanteraka fanandratana mpikabary 20 mianadahy ny Kintan’ny Fanilo Mikabary, ny sabotsy lasa teo, tetsy Tsarahasina Ambohimanga­ke­ly. Ny 10 tamin’izy ireo, nisalotra ny anarana « Ma­tsilo », izay mpikabary niofana nandritra ny enim-bolana ka nandray ny mari-pahaizana maha mpikabary azy. « Ma­nandratra ny tsara ho an’ny lova iombonana ny fanalavana ny Matsilo », hoy Ramilison […]