Mois : décembre 2023

Tahirizina any Paris: mizotra ny dingana fampodiana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera

Karandoha telo no voalaza fa an’ny Malagasy, haranty ao amin’ny « Musée de l’Homme » ao Paris. Ny voalohany ny kabeson’ny Ampanjaka Toera. Ireo roa hafa kosa an’ny mpitari-tafiny, izay samy hangatahana hampodiana avokoa. Teny amin’ny Rovan’i Mada­gasikara no nampanantena ny filoha Rajoe­lina fa tsy maintsy hampodiana eto ny kabeson’ny Ampanjaka Toera. Karandohan’ity mpanjakan’ny […]

Harifidy Ramarozatovo : haseho ny boky ” Ny Vehivavy filamatra”

Hamoaka ny boky “Ny Ve­hi­vavy filamatra” i Harifidy Ramarozatovo, mpanoratra. Haseho etsy amin’ny Espace Loisirs Antaninarenina, ny alarobia 20 desambra izao, ma­nomboka amin’ny 10 ora ma­raina hatramin’ny efatra ora hariva ity boky vaovao ity. Voa­rakitra ao anatiny ny andram-pamakafakana miendrika fitantarana kely ny tranga na zava-misy amin’ny endrika kanto, miisa […]

SOMBIM-BAOVAO

Misongadina tanteraka ireo Malagasy mpilalao baolina kitra mila ravinahitra any amin’ny Nosy Seychelles. Anisan’ireo mpampiditra baolina betsaka indrindra amin’izao fotoana izao, i Coka. Miisa 13 ny baolina tafiditr’ity Malagasy lohalaharan’ny Real Maldive ity. Marihina fa anisan’ireo nibata ny amboa­ran’ny filoha, tamin’ity taona ity, ny Coka. Voasazy tsy afaka milalao amin’ny […]