Ao anatin’ny fandraisana andraikitra ara-tsosialy (RSE) sy ho fikajiana ny tontolo iainana ary ho fanatsarana ny sehatry ny fanabeazana. Nanolotra dabilio vita tanteraka amin’ny fako plastika voahodina ho an’ny EPP Ivato Village, omaly, ny Orinasa Andao Company. Tanjona ny hanova ny fako plastika ho fanaka an-tsekoly lovain-jafy sy hanohanana ny […]
Mois : mars 2024
CCI Soisa : fampiroboroboana ny toekarena maitso
Nandalo tao amin’ny Foiben’ny varotra iraisam-pirenena (CCI) any Geneve Soisa, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Fontaine Max Andonirina, ny 22 marsa teo. Nandray azy, ny talen’ny CCI, sampana Afrika, Aissatou Diallo sy ireo tale samihafa ao amin’ity foibe ity. Tanjona tamin’ny fihaonana ny tombana hijerena […]
Tanàn-dehibe: mamokatra ny telo ampahefatry ny harinkarena faobe
Ilana fanavaozana goavana ny fanajariana ny tanàn-dehibe. Hampiroboroboana ny toekarena sy hampihenana ny fahantrana eto Madagasikara no anton’izany. Tsy mahatosika ny fampandrosoana ara-toekarena sy ny fampihenana ny fahantrana eto Madagasikara ny tanàn-dehibe. « Mamokatra ny telo ampahefatry ny harinkarena faobe (PIB) eto amin’ ny firenena anefa ny tanàn-dehibe ary ny […]
INDRAY MIJERY
Nahazo solosaina sy kojakoja manodidina izany avy amin’ny OIT ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Hanatsara ny asan’ny sampandraharaha misahana ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza izany. Tanjona ny hanarenana ny sekoly niharam-boina nandritra ny rivodoza farany teo. Nivadika nangatsiaka tampoka ny andro 3 andro izay. Betsaka ireo olona tsy mahazaka izany […]
karatra biometrika: tsy manaiky ny hanafoanana azy ny mpivarotra
Tsy manaiky ny naoty navoakan’ny PDS an’Antananarivo, manafoana ny karatra biometrika, ireo mpivarotra mivondrona ao anatin’ny fikambanan’ny mpivarotra Ambodinisotry (FMA). «Tsy mety ny hanafoanana ny karatra biometrika satria lasa manala anay ao anatin’ny ara-dalàna ary mamerina anay any amin’ny gaboraraka izany”, hoy ny filohan’ny FMA, Rakotosamimanana Arthur, raha nitafa tamin’ny […]




