Mois : mars 2024

Déchéance de Razanamahasoa: la requête de l’IRD entre les mains de la HCC

Désormais, le sort de la présidente de l’Assemblée nationale, Christine Razanamahasoa, est entre les mains de la Haute cour constitutionnelle (HCC). Hier, le groupe parlementaire IRD, a déposé à Ambohidahy la demande de déchéance de la députée élue dans la province de Fianarantsoa. Loin d’un effet d’annonce, au lendemain même […]

Pour la paix…

Il fut un temps où certains malgachisants pensaient que l’introduction de l’éducation à la paix dans le programme scolaire est inutile. A priori, une telle démarche visant essentiellement à permettre aux citoyens de vivre en harmonie est superflue dans une société qui s’est construite sur une valeur telle que le […]

“Forum national Mini-Basket” : ligim-paritra 17 nahatonga solontena

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly 25 marsa, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena, ny andiany faharoa amin’ny “Forum national Mini-Basket”. 133 ny isan’ny mpandray anjara hiatrika izany, izay avy amin’ny ligim-paritra 17 manerana ny Nosy. Mandritra ny roa andro no hanatanterahana ity “Forum” ity, hiarahana amin’ny komisiona Mini-Basket eo anivon’ny Federa­siona malagasin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina rahampitso sy ny alakamisy 28 marsa, ao amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Judo. Sokajy minimes, cadets, juniors ary seniors no hifaninana mandritra izany. Taranja lomano. Hotanterahina eny amin’ny dobo filomanosana Ampefiloha, manomboka ny alakamisy 28 marsa izao, ny fiadiana ny ho tomponda­kan’i Madagasikara. Efa […]

Ping-pong: mizara traikefa i Sakamoto

Mandritra izao fialantsasatry ny mpianatra izao, misy ny fampivondronana ireo mpilalao ping-pong latsaky ny 18 taona, lahy sy vavy, eto Analamanga. Nanomboka omaly, teny amin’ny Capsat Soanierana izany, ka mizara ny traikefany amin’ireo kilonga ilay japoney, i Takuya Sakamoto. Mahatratra 35 mianadahy, avy amin’ny klioba 11 eto Analamanga, ireo manaraka […]