Notanterahina tany Ampefy, ny 25 sy 26 avrily 2024 lasa teo, ny atrikasa ho an’ny fanaraham-penitry ny “Jurisprudence” eto Madagasikara. Nivondrona tamin’ity atrikasa ity ny komitin’ny fandinihana sy ny fanamarinana ary ny fanaraha-maso ny fanajariana ny lalàna eo anivon’ny Fitsarana eto Madagasikara. Tanjona lehibe amin’ny atrikasa ny hanangona sy handamina […]
Mois : avril 2024
Fanonganana an-dRazanamahasoa : hoentina any Afrika ny raharaha
Tsy hipetra-potsiny na hamela ny raharaha amin’izao. Nambaran’ny mpisolovava, ny Me Andrianahaga Eric, fa tsy manan-kolazaina izy ireo raha ny momba ny didy navoakan’ny HCC amin’ny nanonganana ny filohan’ny Antenimiera, teo aloha, Razanamahasoa Christine. Na izany aza, hitady hirika ireo mpahay lalàna. “Azo atao ny mampiakatra izany eo anivon’ny Cour […]
IDA 21 : vinavinaina hitombo avo telo heny ny an’i Madagasikara
Tombony lehibe ho an’i Madagasikara ny fisitrahana ny IDA 21. Izany indrindra no anton’izao fihaonana an-tampony izao. Miezaka hatrany ny tomponandraiki-panjakana manao ny ezaka ahafahana misitraka hatrany ity fanampiana ity. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy, anio, ao Nairobi – Kenya, ny fihaonana an-tampon’ny Filoham-pirenena sy Filoham-panjakana. Ny mahakasika ny fanangonam-bola ho […]
INDRAY MIJERY
Anio hatramin’ny 3 mey izao ny fanamarihana ny andron’ny sekoly FJKM, izay hatao eny Ambohimalaza. “Miorena tsara, aza miova”. Io no lohahevitra voizina mandritra ny hetsika. Fifaninanana ara-kolon-tsaina sy ara-panatanjahantena ary ara-tSoratra Masina no hanamarihana izany. Notokanan’ny Filoham-pirenena ny ivontoerana hanarenana ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny fahasalamana na CRNM ao […]
Toetr’andro: arahi-maso ny fivoaran’ilay faritra andro ratsy
Tombanana hikisaka miadana mianatsimo na atsimo andrefana ato anatin’ny 2 andro manaraka, ary mety hitombo hery tsikelikely ho lasa andro ratsy ilay tangoron-drahona ao avaratr’i Madagasikara. Io no nambaran’ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby. Mbola sarotra ny vinavina lavitr’ezaka ny mety hivadihany ho rivodoza. Na dia misy fihenana […]




