Niampy indray ny anaram-boninahitra ho an-dRasendra Miotisoa, vehivavy malagasy mpilalao tenisy. Votso-droa kosa i Voavy Mitia ka lasa laharana faharoa, tamin’ny lalaon’olon-tokana sy olon-droan’ny “ITF Junior J100”. Nifarana ny sabotsy lasa teo ny fifananana “World Tennis Tour (WTT)Junior j60 “, taranja tenisy, lahy sy vavy, izay natao tany Abidjan Cote […]
Mois : avril 2024
Sombim-baovao
Afaka telo andro, hanomboka ny fifaninanana basikety “shoot out”, andiany faharoa. Lalao izay ho tanterahina any Antsirabe, manomboka ny 1 hatramin’ny 5 mey ho avy izao. Tsara ny mampahafantatra fa ity fifanintsanana ity izay iarahan’ny Federasiona malagasin’ny basikety-Fmbb sy ny ligin’i Vakinankaratra manatanteraka. Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny taranja […]
Handball – “Licence D, IHF”: mpanazatra 15 nahazo diplaoma
Nifarana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny Palais de sports Mahamasina, ny fiofanana ireo mpanazatra haka ny “Licence D, IHF”. Teknisianina 15 mirahalahy tamin’ireo 18 mianadahy nandray anjara no nisitraka ity diplaoma ity, araka ny vaovao voaray teny anivon’ny Federasiona malagasin’ny taranja handball (FMH). Tsara marihina fa ilay frantsay avy […]
Tsipy kanetibe: nofafan’ny Federasiona iraisam-pirenena ny sazin’i Madagasikara
Afaka misioka ny tsipy kanetibe, malagasy, fa tafavoaka ny ala. Nohafahan’ny federasiona iraisam-pirenena mantsy ny sazy nihatra tamin’i Madagasikara nandritra ny telo taona ka tsy nahafahana niatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena. Nambaran’Andrianirina Adrien, filohan’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM) tamin’ny mpanao gazety, teny Ampitatafika, ny sabotsy lasa teo, fa afaka ny sazin’ny […]
TARATRY ny KANTO
« Bal des seniors » – Pitou Behoririka. Hamerina kely ny taloha, toy ny tamin’ny andron’ny Salut les copains no tanjona amin’ny hetsika izay hotontosaina ny alarobia 1 mey izao, manomboka amin’ ny 12 ora atoandro. Hanafana ny fotoana ao amin’ity toerana ity ry Jimmy & Co, ka haka endrika fandihizana amin’ny […]




