Le président Andry Rajoelina s’est érigé en porte-parole des pays africains, lors du sommet des chefs d’Etat africains pour la reconstitution de l’Association internationale de développement (IDA) 21 à Nairobi (Kenya), hier. Le chef de l’Etat est allé droit au but en appelant les bailleurs à augmenter le montant du […]
Mois : avril 2024
Lalana RN35 : narenina vonjimaika ny tetezan’i Berintsa
Miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana. Efa misokatra ho an’ny fiara rehetra ny lalam-pirenena RN 35, mampitohy an’i Malaimbady sy Morondava, faritra Menabe. Raha tsiahivina, nahatsikaritra ny fahasimbana teo amin’ny tetezan’i Berintsa (PK 357 + 900) ny ekipan’ny Fitantanam-paritry ny Asa vaventy DRTP any Menabe, ny alarobia 24 avrily teo. Niteraka […]
VAOVAO TAMBATRA
Vita ny tohodrano afaka manondraka velaran-tany 383 ha any amin’ny lemak’i Manambaro, faritra Anôsy. Zara raha 147 ha ihany no afaka nohajariana tany aloha. Efa rakotra vary daholo ny 70% ny lemaka, ankehitriny, ka miisa 430 ny fianakaviana misitraka azy. Ao anatin’ny tetikasa “Defis”, tanterahin’ny minisiteran’ny Fambolena (Minae) ity zava-bita […]
Angovo azo havaozina: tohana ho an’ny orinasa madinika PME
Natao ny zoma 26 avrily teo, teto Antananarivo, ny fanombohana ny « Fandaharanasa tohana ho an’ny mpisehatra amin’ny angovo azo havaozina maharitra » (IED). Tafiditra ao anatin’ny Famatsiam-bola ho an’ny mpisehatra voakasika amin’ny angovo azo havaozina (FIER), avy amin’ny tahirim-bola ho an’ny Tanjona ho fampandrosoana maharitra (ODD) amin’ny taona 2030, napetraky ny […]
Taolagnaro : tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro 8MW
Miampy hatrany ny famokarana angovo azo havaozina any Taolagnaro. Vita ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro ary hiampy famokarana azo avy amin’ny rivotra ihany koa Notokanana ny sabotsy 27 avrily teo, ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro any Ehoala Taolagnaro. Tanteraka izany vokatry ny fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny orinasa QMM […]




