Mois : avril 2024

Fifidianana depiote eny Avaradrano : hampandany ny kandidà Bota ny TMH

Nambaran’ny Tanora mi­andrandra ny ho avy (TMH), Avaradrano ta­pany A tarihin-dRamanan­te­nasoa Davidanirina Onja­niaina fa hanohana ny kandidàn’ny Irmar, Radafy Thierry na i Bota izy ireo amin’ny fifidianana depiote, ny 29 mey izao. “Nanohana tsy nisy fepetra ny filoha Rajoelina Andry isika nandritra ny fifidianana filohan’ny Repoblika farany teo. Fanohizana ny […]

Fikambanamben’ny sendikàn’ny fanabeazana : Tsy manaiky hampiasana ny minisitera ho fitaovana politika

Tsy manaiky ny fampiasana ny minisitera sy ny fitaovana ao aminy ho fitaovana politika ireo fikambanamben’ny sendikà misehatra eo amin’ny fanabeazana, araka ny fa­nambarana nataony tamin’ny mpanao gazety tetsy Am­bohijatovo, afakomaly. Taona fahatelo ny haavon’ny fari-pahalalan’ny vahoaka malagasy, araka ny fanadihadiana nataon’ny Banky iraisam-pirenena. “Antony mahatonga izany ny hanaovana fitaovana […]

Fisorohana ny fiakaran’ny rano: napetraka ny Balise limnométrique 

Hotanterahina mandritra ny 10 andro ny fametrahana ny  balise limnométrique  ao amin’ny kaominina izay iasan’ ny WHH, anatin’ny tetikasa « Wahafa » (Welthungerhilfe Anticipation Humanitarian Action Facility). Tafiditra ao anatin’ny asa fiomanana mialoha izay iandraiketan’ny tetikasa ahafahan’ny fokonolona misoroka mialoha ny mety ho fiakaran’ny rano eny amin’ny toerana misy azy ireo ny […]

Toeram-pivoriana sy fiofanana: Notokanana, omaly, ny Tranom-biavy Toamasina

Notokanana omaly, tao amin’ny fokontany Sahavola, kaominina Fenoarivo Atsinanana ny tranom-biavy. Natokana hivoriana sy hiofanan’ny vehivavy, mba handratoana fahalalana sy hampitomboana traikefa ary hampahaleo tena azy ireo amin’ny sehatry ny asa fitadiavam-bola. Tonga nanotrona izany, tany an-toerana, ny minisitry ny Fitsarana, misolo toerana ny ministiry ny Mponina, Randriamanantenasaoa Landy Mbolatiana. […]