Hotanterahina any Manakara, ny 19 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Motocross, dingana fahenina. Fotoana iray ahafahan’ireo Malagasy mpilalao moto eto Madagasikara manamafy ny toerany amin’ny fifaninanana nasionaly, indray. Tsiahivina fa nandritra ny dingana fahadimy, izay natao tany Datsara, ny 31 marsa lasa teo, azon’i […]
Mois : mai 2024
Kitra – « Mondial 2026: hatao any Afrika Atsimo ny lalao roa an’ny Barea
Tsy nahazo fankatoavana avy amin’ny Caf ny kianja Barea, ny alahady lasa teo. Namoaka ny kianja handraisana ny lalao roa hihaonan’i Madagasikara amin’i Comores sy Mali ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Araka ny loharanom-baovao avy amin’ny Federasiona malagasin’ ny baolina kitra (FMF), nandritra ny fivoriana natao omaly, hotanterahina any […]
Betaikena : tratran’ny Tafika i Davory sy Boloko
Voasambotry ny Tafika tao Betaikena Morafenobe, afakomaly, ny dahalo roa lahy fantatra amin’ny anarana hoe i Davory sy Boloko. Ireo miaramila ao amin’ny fari-piarovana sy filaminana Tsiribihina no nahasambotra ireto malaso ireto tao Soabaiboho, fokontany Betaikena. Fantatra nandritra ny famotorana savaranonando fa ry zalahy ireto no tompon’antoka tamin’ny fitifirana polisy […]
Fiara 4×4 namoa-doza: olona roa namoy ny ainy, telo naratra
Nandriaka ny ra vokatry ny lozam-pifamoivoizana, tao Ambositra tampon-tanàna, omaly. Maty tsy tra-drano ny lehilahy roa. Olona telo hafa nentina namonjy hopitaly. Tapaka hisatra, namoa-doza ny fiara tsy mataho-dalana iray avy any Andrefantsena, Ambositra, omaly maraina, tamin’ny 8 ora. “Voafaoka ny mpandeha an-tongotra, ny posy nandalo tamin’ny arabe, fiara hafa […]
TARATRY ny KANTO
Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny CGM Analakely, ny « Sokaf’hehy ». Fampisehoana hatsikana, iarahana amin’ireo Malagasy mpanao hatsikana vao misandratra. Misokatra ho an’ny rehetra ny fandraisana anjara sy ny fampisehoana. Tanjon’ny hetsika ny hampiroborobo ny hatsikana, indrindra ny “Stand Up”, eto Madagasikara. Hahazo vahana ny ankizy ao anatin’ny hetsika “Heure […]




