Mois : mai 2024

Mirongatra ny vaky trano… : jiolahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka tao Toamasina

Jiolahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka tao Andranomadio Toamasina, afakomaly. Raim-pianakaviana iray no niharan’ny fanendahan’io jiolahy io ka nahatezitra ny fokonolona… Mirongatra ny vaky trano sy fanendahana ao amin’ny fokontany An­dranomadio Toamasina. Lasi­batry ny jiolahy hatrany ny akoho amam-borona sy ny entam-barotra, hatramin’ny lamba miahy eo an-tokontany aza, lasa daholo, araka ny […]