Luc Olivier Ratovo na i Loka. Iray amin’ireo Malagasy andrarezina amin’ny fitendrena gitara. Nisafidy manokana ny hilalao sy handalina momba ny gitara flamenca… Nandia lalan-davitra vao tonga eo amin’ny toerana misy azy ankehitriny. Mpampianatra mpikaroka momba ny mozika. Mpamorona feon-kira sady mpitendry gitara. Teratany malagasy sangany amin’ny fitendrena ny gitara […]
Mois : mai 2024
Heverina ho manatsara fiainana: mitondra vintana amin’ny fidiram-bola ny voninkazo felantanantsifoana
Samy manana ny anjara asany avokoa ny zava-boahary sy ny zavamaniry rehetra eto ambonin’ny tany. Anisan’ny voninkazo manambina sy mampidi-bola ho an’ny olona na tokantrano iray ny fambolena ny voninkazo antsoina hoe « felantanantsifoana ». Voninkazo tena manan-danja eo amin’ny Malagasy ny voninkazo antsoina hoe : “ felantanantsifoana”. Anisan’ny mampiavaka azy amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Manana ny lanjany manokana ara-toekarena sy ny fanjarian-tsakafo ny mangahazo. Manohana ity lalam-pihariana ity ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Manampy azy amin’izany ny Ivontoerana iraisam-pirenena momba ny fambolena aty amin’ny tany mafana (IITA). Ao anatin’ny Drafi-pampandrosoana ny faritra (PRD) Itasy ny fiarovana ny tontolo iainana. Natolotra ny 26 […]
LALAM-PIRENENA FAHA 13: atao ora 2 ny lalana Taolagnaro-Ambovombe
Vita hatrany amin’ny ampatahatelony ny fanarenana ny lalam-pirenena RN 13, amin’ny ampahany Taolagnaro sy Ambovombe. Manohana ny fanamboarana izany ny Vondrona eoropeanina (UE). Nijery ny fizotry ny asa ataon’ny orinasa Colas ny minisitry ny Asa vaventy, kolonely Andrianatrehina Ndriamihaja, ny herinandro lasa teo. Mahatratra 58 km ny lalana naravona, 17 […]
Hotsarain’ny tantara
Hisasaka sahady ny taona. Miditra volana fahadimy amin’ny taona isika zanak’olombelona. Volana masina, hoenti-midera an’i manome hasina an’i Masina Maria renin’Andriamanitra, hoy ny mpino katolika. Volam-piotazana, fiakaran’ny vary kosa ho an’ny faritra ambanivohitra maro, manerana ny Nosy. Volam-pararano e! Volana tena ho zina tokoa raha izay no ho zohina. Izany […]




