Miova atsy, miova aroa ! Samy manana ny « Afindrafindrao »-ny, ny tsirairay. Mitompo teny fantatra ny sasany. Samy maneho ny heviny manoloana tranga iray. Mahay sa tsy mahay ny zavatra resahiny izy ireny? Fa nankaiza ireo « tompon’ny kolontsaina »? Ny «Miteraha fito lahy sy fito vavy», lazaina fa […]
Mois : juin 2024
h« Euro 2024 » – 1/8 N-dalana: Hifandona i France sy i Belgique
Efa fantatra avokoa ireo firenena 16 hiatrika ny lalao ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Euro 2024”, taranja baolina kitra, izay atao any Allemagne. Anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny maro, amin’izany, ny fifanandrinan’ny les Bleus France sy ny Diables Rouge Belgique, izay hotontosaina ny alatsinainy 1 jolay, ao amin’ny kianja Esprit […]
Tsipy kanetibe – “Masters 2024”: lavo teo amin’ny manasa-dalana i Madagasikara
Tsy nitsanga-menatra ny ekipam-pirenena malagasy nandritra ny fifaninanana “Masters 2024”, dingana voalohany izay natao tany France. Resin’ny mpilalao voafantin’ny mpampiantrano, 13 no ho 1 izy ireo, nandritra ny manasa-dalana. Notanterahina, omaly, tany Saint Gilles Croix France, ny fifanintsanana “Masters 2024”, dingana voalohany, taranja tsipy kanetibe. Raraka teo amin’ny lalao manasa-dalana […]
Sombim-baovao
Tsy nahazo medaly ny Malagasy atleta mianadahy, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tolona ambony torapasika «Beach Wrestling», izay natao tany Sénégal, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tsara marihina anefa fa samy nandresy am-boalohany avokoa izy ireo. Hahemotra ny volana jolay ho avy izao, ny manasa-dalan’ny fiadiana ny […]
Taranja bisikileta – « Ocean Indien 2024 »: “Vonona tanteraka aho” hoy i Mohamed Houlder
Tonga ity ny fotoana ho an’ny Malagasy mpankafy ny taranja bisikileta. Hiatrika ny fifaninanana aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina i Madagasikara, ny 29 jona hatramin’ny 3 jolay ho avy izao. Hotanterahina any Maurice, manomboka rahampitso hatramin’ny 3 jolay ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja […]




