Matetika indroa mididy vao tena sitrana tanteraka ny vehivavy tratran’ny aretina mamany lava. 21 andro eo ho eo no mijanona eny amin’ny hopitaly izy ireo sy ny mpanaraka azy. 22 ireo vehivavy tratry ny aretina mamany lava hiatrika fandidiana maimaimpoana eto Antananarivo, ao amin’ny hopitaly misahana ny reny sy ny […]
Mois : juin 2024
TARATRY ny KANTO
LeManana ao amin’ny CGM Analakely. Fampisehoana miavaka izy ity, satria misy lohahevitra hovoizina ao anatin’izany. Eo ny zava-misy amin’izao fotoana eto Madagasikara, ny toeran’ny mozika nentim-paharazana manoloana ny fanatontoloana ary ny filana maika amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Hizara ireo mozikany mifanaraka amin’ireo lohahevitra ireo ry LeManana sy ny namany, […]
« Iray volan’ny teny malagasy » : hisy fifaninanana fahaiza-manoratra
Nosokafana, omaly, teny amin’ny Ivokolo Analakely ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Nandritra ny lahateny notanterahin-dRasata Rafaravavitafika, minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina mpisolo toerana no nahafantarana fa hisy ny fifaninanana fahaiza-manoratra teny malagasy amin’ity fankalazana ity. Tafiditra ao anatin’izany ny fanoratana tononkalo sy tantara foronina ary ny tantara […]
Semaine de la Bd: hahazo tombony ireo mpanao tantara an-tsary
Tanterahina ny 4, 5, 6 jona 2024, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT Andavamamba), ny Semaine de la Bande Dessiné . Maro ny hetsika manodidina ny tantara an-tsary ho hita mandritra izany. Anisany ny fampirantiana, ny atrikasa, ny fifaninanana ary ny fihaonana amin’ireo kalaza eo amin’ny sehatry ny tantara an-tsary. Ankoatra […]
«Festival Sabotsibe » ao Mandritsara : manan-danja ara-toekarena sy ara-kolontsaina ny omby
Fototry ny fihariana ao Mandritsara ny omby. Manan-danja eo amin’ny kolontsaina ihany koa. Manandratra ireo no tanjona voalohany amin’ny « Festival Sabotsibe ». Anisan’ny tsena goavana indrindra eto Madagasikara ny « Sabotsibe » ao Mandritsara. Tsenan’omby lehibe faharoa, aorian’ Ambalavao izy io. Araka ny anarany, tontosaina isaky ny sabotsy, indroa ao anatin’ny volana, izany […]




